Commune Urbaine de Maroantsetra

Commune Urbaine de Maroantsetra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commune Urbaine de Maroantsetra, Consulting Agency, Commune, Maroantsetra.

Notontosaina androany 23 Jolay 2026 ny   teto  ,  . Ka 66 taona no zokiny indrindra raha 1 taona kosa ny zandriny indrin...
23/07/2026

Notontosaina androany 23 Jolay 2026 ny teto , . Ka 66 taona no zokiny indrindra raha 1 taona kosa ny zandriny indrindra. Marihina fa 134 no nisoratra anarana sady vita famorana. Ity hetsika ity dia fatao isan-taona izay tarihin'ny Ben'ny Tanร na .
Misaotra ny tompin'andraikitra isan-tsokajiny nanotrona ary mankasitraka ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra tamin'ny fiara-miasa nahavitana izao asa fanasoavana izao.

23/07/2026

Famorana Faobe
Tanterahina anio, 23/07/2026, eto Maroa II, anatin'ny Kaominina Ambonivohitra Maroantsetra.

19/07/2026
"Topimaso an-tsary tamin'ny fankalazana ny faha-66 taonan'ny niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara, teto Maroantse...
29/06/2026

"Topimaso an-tsary tamin'ny fankalazana ny faha-66 taonan'ny niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara, teto Maroantsetra, Faritra Ambatosoa. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ"

"Ireo sary nanamarika ny fankalazana ny faha-66 taonan'ny niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara, notanterahina tet...
27/06/2026

"Ireo sary nanamarika ny fankalazana ny faha-66 taonan'ny niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara, notanterahina teto amin'ny Prefektioran'i Maroantsetra, Faritra Ambatosoa. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ"

26/06/2026

Bal populaire Antranompokonolona
Maroantsetra aliny 26 Jona 2026

๐Ž๐ฆ๐š๐ฅ๐ฒ 25/06/2026 ๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š ๐ง๐จ ๐ง๐š๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐จ๐๐ข๐ฎ๐ฆ ๐ญ๐ž๐ญ๐จ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ.๐™บ๐šŠ ๐š–๐š’๐š›๐šŠ๐š›๐šข ๐š๐šŽ๐š๐šข ๐šœ๐šŠ๐š–๐š‹๐šŠ๐š๐š›๐šŠ ๐š‘๐š˜ ๐šŠ๐š—๐š๐šœ๐š’๐š”๐šŠ ๐š›๐šŽ๐š‘๐šŽ๐š๐š›๐šŠ.
26/06/2026

๐Ž๐ฆ๐š๐ฅ๐ฒ 25/06/2026 ๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š ๐ง๐จ ๐ง๐š๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐จ๐๐ข๐ฎ๐ฆ ๐ญ๐ž๐ญ๐จ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ.
๐™บ๐šŠ ๐š–๐š’๐š›๐šŠ๐š›๐šข ๐š๐šŽ๐š๐šข ๐šœ๐šŠ๐š–๐š‹๐šŠ๐š๐š›๐šŠ ๐š‘๐š˜ ๐šŠ๐š—๐š๐šœ๐š’๐š”๐šŠ ๐š›๐šŽ๐š‘๐šŽ๐š๐š›๐šŠ.

|22 ๐™น๐š˜๐š—๐šŠ 2026|Fintina an-tsary ny fahatongavana sy fandraisana an'ny lehiben'ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ Andriamatoa ๐’๐€๐Œ๐๐Ž ๐‰๐ž๐š๐ง...
22/06/2026

|22 ๐™น๐š˜๐š—๐šŠ 2026|
Fintina an-tsary ny fahatongavana sy fandraisana an'ny lehiben'ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ Andriamatoa ๐’๐€๐Œ๐๐Ž ๐‰๐ž๐š๐ง ๐‰๐จ๐ง๐š๐ฌ๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐ฌ teto Maroantsetra.
๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘˜๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘‰๐‘Žโ„Ž๐‘œ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘›'๐‘– ๐ด๐‘š๐‘๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž.

Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana  niarahan'ny   teto Maroantsetra izay tafiditra amin'ny hetsika  fankalazana ny faha-6...
22/06/2026

Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana niarahan'ny teto Maroantsetra izay tafiditra amin'ny hetsika fankalazana ny faha-66 taona niverenan'ny fahaleovantena, Izay nitondrana am-bavavaka ny firenena sy ireo mpitondra. Nanome hafatra ny Mpitandrina BERT-GERA sy ny Prefen'i Maroantsetra fa ny fihavanana sy ny fanavaozana no fanalahidin'ny fampandrosoana.Tonga nanome voninahitra izany A/toa Ben'Tanร na ๐Ÿ™.

Address

Commune
Maroantsetra
512

Telephone

+261343740525

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Urbaine de Maroantsetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share