FFM District Marovoay

FFM District Marovoay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FFM District Marovoay, Business Center, Marovoay.

🏦 DISTRICT MAROVOAY 🏦
05/07/2026

🏦 DISTRICT MAROVOAY 🏦

05/07/2026
05/07/2026
🟢Tafatsangana ny F.F.M ao amin' ny Kaomina Bemaharivo District Marovoay ▶️Na dia eo aza ny fahalavirany sy fahasarotan'n...
03/07/2026

🟢Tafatsangana ny F.F.M ao amin' ny Kaomina Bemaharivo District Marovoay

▶️Na dia eo aza ny fahalavirany sy fahasarotan'ny lalana mankany Amin' ny kaomina Bemaharivo dia tsy natao sakana ny fametrahana Amin'ny fomba ofisialy ny Mpandrindra ny F.F.M.
⏩ Fanehoana mazava ny finiavana hampifanakaiky ny Fikambanana sy vahoaka.
🔵Tonga tany an-toerana ny Mpandrindra ny FFM district Marovoay Andriamatoa Anthony Rabary niaraka Tamin' ireo Mpikambana ao amin' ny Birao ny FFM district MAROVOAY.
🛑Tonga nanontrona sy nanantanteraka izany ireo ray aman dreny aman panahy sy ara drazana,ny Fikambanana maro isankarazany sy ny Ben'ny tanana ny kaomina Bemaharivo.
🧿Isaorana manokana ny lehiben'ny Faritra Boeny izay ray Mpiahy ny FFM Boeny.
⏹️Tsapa fa nahazo hery vaovao ny vahoaka na dia lavitra ny toerana misy azy ireo.
➡️Ny fahatongavan'ny F.F.M ao antoerana dia manome hery vaovao ,vonona ny hiara dia ary handray anjara amin' ny fampandrosoana ny kaomina Bemaharivo.
F.F.M- Taratry ny Fanaovaozana

FAMETRAHANA AMIN' NY FOMBA OFISIALY NY MPANDRINDRA FFM KAOMINA BEMAHARIVO.➡️Asaina isika rehetra mb ho tonga maro amin'i...
01/07/2026

FAMETRAHANA AMIN' NY FOMBA OFISIALY NY MPANDRINDRA FFM KAOMINA BEMAHARIVO.

➡️Asaina isika rehetra mb ho tonga maro amin'io faha 03 jolay 2026.
📢📢ALLO BEMAHARIVO 📢📢

28/06/2026
🇲🇬 MATSO LEHIBE ANIO 26 JUIN 2026 TETO AMIN' NY COMMUNE RURAL ANKAZOMBORONA 🇲🇬⏹️ Ho fanehoana Firaisankina sy fiaraha mi...
26/06/2026

🇲🇬 MATSO LEHIBE ANIO 26 JUIN 2026 TETO AMIN' NY COMMUNE RURAL ANKAZOMBORONA 🇲🇬
⏹️ Ho fanehoana Firaisankina sy fiaraha mientana ary fitiavan tanindrazana dia nandray Anjara mavitrika Tamin' ny matso lehibe fankalazana ny faha 66- taona ny fahaleovantena sy ny androny foloalindahy ny FFM Ankazomborona izay tarihin'ny Mpandrindra Andriamatoa Jean Rolland.
⏩Izany rehetra izany dia natrehan ireo mpitondra teto antoerana.
Hisaorana ireo ekipa rehetra sy ny Mpikambana ffm rehetra.
➡️ Taorian'ny zay de Nofaranana Tamin' ny Tsaingoka sy goka.

Address

Marovoay

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FFM District Marovoay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share