21/03/2026
🎓 FISORATANA MISOKATRA – COURS D’ANGLAIS 2026 | MAECH / FMOS MORONDAVA
Te hahay hiteny anglisy tsara sy amim-pahatokisana ve ianao? Ity no fotoana hanombohanao.
📍 Messenger American English Club Hope (MAECH / FMOS Morondava)
📌 Foibe: Antananarivo – rafitra matotra sy efa voasedra
📅 Faran’ny fisoratana: 21 Mars 2026
📅 Début des cours: 23 Mars 2026
📍 Toerana: EPP Centrale Morondava
🕕 Ora: Alatsinainy – Zoma | 6 ora – 8 ora hariva
⏳ Faharetana: Enim-bolana
📝 Fanadinana: Indroa mandritra ny fiofanana
🎯 Ho an’iza?
- Ireo vao manomboka hiteny anglisy
- Mpianatra, mpiasa, tanora, olon-dehibe
👉 Tsy mifidy taona
📘 Tanjona lehibe:
👉 Hampianatra anao hiteny anglisy mivantana sy amin’ny fahatokisana
🏆 Certificat International
Rehefa mahavita fiofanana ianao dia mahazo certificat international izay:
- Manampy amin’ny fitadiavana asa
- Mahasoa amin’ny tourisme sy ONG
- Manokatra lalana amin’ny asa iraisam-pirenena
📌 “Tsy voatery ho mahay vao manomboka, fa manomboka vao afaka ho mahay.”
📞 Antsoy na manorata izao:
037 92 202 51 | 038 25 220 22
📧 [email protected]
🚀 Aza miandry fotoana. Izao no fotoana hanovana ny hoavinao amin’ny alalan’ny English.