24/09/2026
👉“I just wanna make sure”
Dia fomba fiteny ampiasaina rehefa te-hahazo antoka na te-hanamarina zavatra iray ianao, indrindra amin’ny resaka andavanandro.
✅For example:
🇺🇸 l just wanna make sure you got home safely.
🇲🇬Te hahazo antoka fotsiny aho fa tonga soa aman-tsara tany an-trano ianao.