AKOHO Namehana

AKOHO Namehana Mivarotra poulet de chaire velona na maty izahay ary manaraka ny fenitra (livraison possible)

20/01/2023

Mivoka ndray ny akoho antsika eh ❤️
95 têtes,
2,200kg moyenne
9000ar / kg prix velona
Payement cash
Toerana Sabotsy Namehana

Tongava manjifa ary eh ⏳

06/12/2022

Miarahaba antsika👋🏼
Mamaoka poulet de chair 49 têtes indray ny AKOHO Namehana.

Mp izay liana.

Salama ehhhTonga ndray ny arrivage vaovao Afaka 30 jours ndray zany ny fotoana ah 😌
06/11/2022

Salama ehhh

Tonga ndray ny arrivage vaovao
Afaka 30 jours ndray zany ny fotoana ah 😌

19/10/2022

Salama oh,
Ny AKOHO Namehana dia mamaoka poulet de chair @ ity erinandro ity. Prix 9000ar.
Koa aza misalasala ary mihiditra Mp raha toa ka liana ianao.
😉

Address

Sabotsy-Namehana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AKOHO Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AKOHO Namehana:

Share