Vokatry Ny TANY

Vokatry Ny TANY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vokatry Ny TANY, Wholesale & Supply Store, Tsena Sabotsy namehana, Sabotsy-Namehana.

🌾 Mivarotra vary sy voamaina isan-karazany (tsaramaso, katsaka, voanemba, sns)
✅ Kalitao tsara & azo antoka
📦 Ambongadiny & antsinjarany
📍 Sabotsy Namehana
📲 WhatsApp: wa.me/261373465547

💚 NAHOANA NO TSARA NY MIHINANA VOKATRA MALAGASY ?Maro amintsika no tsy mahalala ny tombontsoa lehibe omen'ny vokatra eto...
03/05/2026

💚 NAHOANA NO TSARA NY MIHINANA VOKATRA MALAGASY ?

Maro amintsika no tsy mahalala ny tombontsoa lehibe omen'ny vokatra eto an-toerana !

🌾 VARY MALAGASY
→ Manan-karena amin'ny fibres sy vitamines
→ Mampitombo ny hery ny vatana

🫘 TSARAMASO
→ Loharanon'ny proteinina voajanahary
→ Mahasoa ny fo sy ny ra

🥜 VOANJO
→ Feno "bonnes graisses" ho an'ny ati-doha
→ Mampitombo ny hery haingana

🟡 VOANJOBORY
→ Manan-karena amin'ny fer — tsara ho an'ny zaza sy reny bevohoka
→ Manampy ny fahatsiarovana tsara

Mbola maro isan-karazany fa aza adino mizara sy manaraka pejy
━━━━━━━━━━━━━━━━━
Ireo vokatra rehetra ireo dia hita eto @ VOKATRY NY TANY
Mivantana avy amin'ny tantsaha — madio, voajanahary, tsy misy GMO !
━━━━━━━━━━━━━━━━━

💬 Inona avy ireo tianareo indrindra ? Lazao eto !

🌾 **NY TSARA AVY ETO** 💚 🌾Isan’andro izahay ato amin’ny Vokatry Ny TANY no hizara :✨ vary sy voamaina tsara kalitao✨ arr...
03/05/2026

🌾 **NY TSARA AVY ETO** 💚 🌾
Isan’andro izahay ato amin’ny Vokatry Ny TANY no hizara :

✨ vary sy voamaina tsara kalitao
✨ arrivage vaovao
✨ torohevitra sy vokatra mahasoa ny tokantrano
✨ ary ireo produits locaux 100% naturels avy eto an-toerana 🇲🇬

Satria mino izahay fa ny vokatra tsara dia manomboka amin’ny tany sy ny asa mafy ataon’ny tantsaha 🙏

📲 Araho ny pejy Vokatry Ny TANY dia aza tara amin’ireo nouveautés sy offres isan’andro.

CONTACT : 0381850505

💛 “Ny tsara, avy eto.”

🌾 NY TSARA, AVY ETO.Mitady vary sy voamaina tsara kalitao ve ianao, azo itokisana?Eto aminay 👉 VOKATRY NY TANY✔️ Vokatra...
03/05/2026

🌾 NY TSARA, AVY ETO.
Mitady vary sy voamaina tsara kalitao ve ianao, azo itokisana?
Eto aminay 👉 VOKATRY NY TANY

✔️ Vokatra voafantina tsara
✔️ Kalitao azo antoka
✔️ Misy foana (ambongadiny & antsinjarany)

✨ Mampiavaka anay :
✔️ Manana point de vente mazava sy ara-dalàna eto Sabotsy Namehana
✔️ Afaka mijery sy misafidy mivantana ny entana ianao
✔️ Manao livraison raha mihoatra ny 1 tonne ny commande
✔️ Manome facture ara-dalàna

📍 Sabotsy Namehana
📲 WhatsApp na antso mivantana: wa.me/261381850505

Address

Tsena Sabotsy Namehana
Sabotsy-Namehana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatry Ny TANY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share