07/07/2026
๐ฆ๐ง๐ข๐ฃ ๐๐๐๐ก๐๐ฃ๐ฃ๐๐ก๐ ๐
๐๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐น๐ ๐ฑ'๐๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ฎ๐ฐ๐๐ถ๐๐ฒฬ๐ผ โ๏ธ
Ho fanampiana an-tsika rehetra dia ireto misy torohevitra mety ilaina.
Activรฉo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy ivoky ny trano mba hanairana ny fianakaviana sy mora i-localisรฉna anao raha sanatria ka tra-doza ๐จ
Misy daholo ny finday rehetra, dia ireo ambany ireo ny torolalana :
- Midira ao amin'ny rรฉglage
- Midira ao amin'ny "๐๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐น๐ ๐ฑ'๐๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ"
- Activรฉna ilay "๐๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐น ๐ฎ๐๐ฒ๐ฐ ๐ฑ ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐๐ถ๐"
- Ampidiro ny contacts an'olona izay akaiky anao indrindra
- Ary dรฉsactivรฉna ilay "๐ฆ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐บ๐ฝ๐๐ฒ ๐ฎฬ ๐ฟ๐ฒ๐ฏ๐ผ๐๐ฟ๐".
- Aza adino ny manisy crรฉdit kely foana ao anaty finday.
Ka raha sendra traha-doza dia izao ny atao sy ny zava miseo :
- Vao iharan-doza, dia kitio in-dimy fotsiny ny bouton latรฉral eo amin'ny finday "๐๐น๐ฎ๐ ๐ฏ๐ผ๐๐๐ผ๐ป ๐ฃ๐ข๐ช๐๐ฅ araky ny filazatsika azy"
- Manao appel d'urgence tampoka ilay finday miantso sy mandefa message fa en danger โ ๏ธ ianao amin'ireo contactenao ireo izay nampidirina
- Ary mandefa ny localisation misy anao automatique ilay finday amin'ireo havanao, satria moa ny finday rehetra misy GPS daholo.
Koa mirary an-tsika rehetra ho salama sy tomady daholo
Arovy ny tenanao, stay safe โ
L'รฉquipe, ๐ก๐๐ง๐๐ ๐ฆ๐ต๐ผ๐ฝ