25/03/2026
🏡𝐋𝐨𝐭𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐑𝐚𝐧𝐠𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐈𝐥𝐚𝐟𝐲 : 𝐓𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐫𝐚🏡✨
✅ Sahirana ve ianao mitady ilay tany tena mety aminao ?
✅ Sahirana mitady tany tonga dia azo hanorenana avy hatrany ?
Natao ho anao ity tolotra ity satria dia manana tany tena tsara ho anao izahay🏡
💡 Fa maninona no mety aminao tanteraka ity taninay ity :
- Tany tena mora sady tonga dia mandray taratasy vonona (Ny taratasy rehetra dia mandalo notaire avokoa📄)
- Azo hanorenana avy hatrany.
- Azo aloha tsikelikely ny vidiny hanamora ny fahazoanao azy.
- Toerana tsara rivotra.
- Tongan'ny fiara sy moto
📍 Sady efa mora ny vidiny, manampy anao tanteraka izahay hatrany amboalohany ka hatramin'ny farany,
⚡ Mandehana mitsidika fa efa vitsy sisa ao.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra aminay na miantso
📞 +261 34 51 041 40