E-Tsena Kanto

E-Tsena Kanto Vente de produits locaux et importation en détails.

!!!Tongava miantsena ireo mitady ny mora oh!!!MP avy hatrany raha misy mahaliana anao!!7 000ar daholo ireo hitanao ireo!...
09/05/2023

!!!Tongava miantsena ireo mitady ny mora oh!!!
MP avy hatrany raha misy mahaliana anao!!
7 000ar daholo ireo hitanao ireo!!

karazana pull indray ary oh! mafana tsara ireo ah
09/05/2023

karazana pull indray ary oh! mafana tsara ireo ah

Efa tena mangatsiaka ny andro!!!Akanjo mafana maro karazana hoan'ny ankizy no atolotra hoantsika amin'izao ririnina izao...
05/05/2023

Efa tena mangatsiaka ny andro!!!
Akanjo mafana maro karazana hoan'ny ankizy no atolotra hoantsika amin'izao ririnina izao.
Alefaso MP avy hatrany ary ny commande-nao!!
Afaka manao livraison, afaka manao récupération ihany koa.

Robe d'hiver pour petite fille!!
03/05/2023

Robe d'hiver pour petite fille!!

!!Pantalon mafana tsara hoan'ny ankizy indray ireto ah!!
03/05/2023

!!Pantalon mafana tsara hoan'ny ankizy indray ireto ah!!

🥶🥶!!Efa Mangatsiaka ny andro fa andao hiantsena akanjo mafana amin'izay ary oh!!!🌨Safidio izay mety!!Mahazo manontany ih...
03/05/2023

🥶🥶!!Efa Mangatsiaka ny andro fa andao hiantsena akanjo mafana amin'izay ary oh!!!🌨
Safidio izay mety!!
Mahazo manontany ihany koa sao misy hafa mahasoa!!
Blouson, pull, Pontalon, Robe d'hiver...
Livraison na récupération mety foana!!
Alefaso avy hatrany ny MP!!
Andao ary ohh!!🏃‍♀️🏃🏃‍♂️

02/05/2023

e-tsena kanto dia "TSENA" fivarotana iray eto amin'ny facebook.
Ho itantsika ato avokoa izay mety ilaintsika andavanandro: sakafo, akanjo, kiraro, entana maro samihafa, ....
Ezahintsika ny hivarotra azy amin'ny vidiny tena mirary.
Araho tsy tapaka ary ny pejy!!!

Address

TANANARIVE
Tananarive
101

Telephone

+261345355811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Tsena Kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share