π‘­π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’Šπ’'π’Š π‘²π’“π’Šπ’”π’•π’š

  • Home
  • Madagascar
  • Tanjombato
  • π‘­π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’Šπ’'π’Š π‘²π’“π’Šπ’”π’•π’š

π‘­π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’Šπ’'π’Š π‘²π’“π’Šπ’”π’•π’š Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from π‘­π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’Šπ’'π’Š π‘²π’“π’Šπ’”π’•π’š, Business Center, π‘¨π’π’•π’‚π’π’‚π’π’‚π’“π’Šπ’—π’, Tanjombato.

Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.
21/03/2024

Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.

02/11/2023

Reseo manomboka izao izay rehetra tsy resinao hatramin'izay.

✊Reseo amin'ny finoana ny tahotra sy fanahiana ao anatinao
✊Reseo amin'ny fitiavana sy famelan-keloka ny ratra ao anatinao
✊Reseo amin'ny vavaka ny tsy fahombiazana na echec rehetra
✊Reseo amin'ny fifonana eo amin'i Jesosy ny fanamelohan-tena
✊Reseo amin'ny tenin'Andrimananitra izay mitady ampiraviravi-tànana sy hanakivy anao.

Aza avela hisy handavo sy hampitolefika anao amin'ny fiainana.
Fa sahia miady ao amin'ny Fanahy fa efa resy io.

"Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa Fanahy Mahery."
II Timoty 1 : 7

✨Mitsangana fa tsy nateraka ho resy ianao satria zanaky ny Mpandresy.

VERSET DU JOUR
23/10/2023

VERSET DU JOUR

20/10/2023
08/10/2023

DΓ©chargez-vous sur lui de tous vos soucis, car lui-mΓͺme prend soin de vous.
1 Pierre 5:7

Address

π‘¨π’π’•π’‚π’π’‚π’π’‚π’“π’Šπ’—π’
Tanjombato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘­π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’Šπ’'π’Š π‘²π’“π’Šπ’”π’•π’š posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share