03/09/2026
🔋 PROMOTION POWER BANK🔥
Raha ratsy batterie dia simba ny asa satria efa ao anaty téléphone daholo izao ny akamarohan'ny asa ankehitriny ! 😎 Aza avela ho faty batterie intsony ny phone eny aminao ,
Joann Mobile Offisialy dia manana tolotra Power Bank matanjaka sy maharitra!
⚡ 10000 mAh – Ho an'ny fampiasana andavanandro.
⚡ 20000 mAh – Charge imbetsaka, mety amin'ny asa raha hande lavitra.
⚡ 50000 mAh – matanjaka, afaka mahazaka finday maro.
⚡ 100000 mAh – Power Bank goavana, aza matahotra ny ho lany batterie intsony!
✅ Fast Charge
✅ Kalitao tsara
✅ Vidiny mirary
📍 JOANN MOBILE – Toamasina
📞 034 47 367 09 | 038 95 491 13
Tongava maka ny anao dieny izao, mbola misy PROMO!