Miangaly Company SMC

  • Home
  • Miangaly Company SMC

Miangaly Company SMC NOS PRODUITS
👉 Fournitures scolaires
👉 Fournitures de bureaux
👉 Produits d'entretien et de nettoyage

🩴🩴🚨🚨🚨🚨🎁🎀Efa dispo daholo indray ny CROCS an!
19/05/2026

🩴🩴🚨🚨🚨🚨🎁🎀
Efa dispo daholo indray ny CROCS an!

Efa disponible ato aminay ny                        AGENDA 2026.📚📒Ho antsika mpanjifa, efa afaka raisina an-tsoratra ana...
22/11/2025

Efa disponible ato aminay ny
AGENDA 2026.📚📒

Ho antsika mpanjifa, efa afaka raisina an-tsoratra anaty agenda ny programme-nao rehetra ny taona ho avy izao.
Ho an'ireo izay mbola hanao "personnalisation" ny fonony, maro azo isafidianana izy ireo, sady kalitao tsara.

🎀🎀🌲🎄🎁🎁Efa vonona izahay hanome ny tsara ho anao amin'ny fikarakaràna ny fetin'ny krismasy sy ny faran'ny taona ity indra...
13/11/2025

🎀🎀🌲🎄🎁🎁
Efa vonona izahay hanome ny tsara ho anao amin'ny fikarakaràna ny fetin'ny krismasy sy ny faran'ny taona ity indray!
- sapin misy karazany maro sady tsara avokoa
- décorations : noeud, boule, guirlande,...
- jeu de lumière : linéaire, rideau, filet, ...
- Panier et boîte à cadeaux...

🕗 Ora fisokafana:
* Alatsinainy - Talata - Alakamisy - Zoma: 07h40 - 17h15
* Alarobia: 07h40 - 12h30 // 14h - 17h15
* Sabotsy: 08h00 - 12h00

🧭 Toerana: Ampitan'ny Station total Manguiers (Gara) làlana mandeha amin'ny Hôpitaly kely

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Karen Raz, Clerine Melanie
26/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Karen Raz, Clerine Melanie

Izahay ato amin'ny Miangaly Company (SMC) dia mirary soa anareo mpanala Baccalauréat rehetra.
20/07/2025

Izahay ato amin'ny Miangaly Company (SMC) dia mirary soa anareo mpanala Baccalauréat rehetra.

20/07/2025
🤩🤩Volana JONA, volan'ny Ankizy🥳🥳Efa manakaiky ihany koa ny fetim-pirenena.Tongava manjifa ato aminay fa tsy ho diso fana...
11/06/2025

🤩🤩Volana JONA, volan'ny Ankizy🥳🥳

Efa manakaiky ihany koa ny fetim-pirenena.

Tongava manjifa ato aminay fa tsy ho diso fanantenana ianao, ... sady "mora noho ny hafa"

Miangaly hatrany!...

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Serge Miora
22/01/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Serge Miora

Efa maro be ihany koa ireo kilalao azo isafidianana ho fanomezana ho an'ireo ankizy amin'ity fetin'ny NOELY ity 🎁
04/12/2024

Efa maro be ihany koa ireo kilalao azo isafidianana ho fanomezana ho an'ireo ankizy amin'ity fetin'ny NOELY ity 🎁

Address

En Face Station Total Manguiers

501

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261341668903

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miangaly Company SMC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Miangaly Company SMC:

  • Want your business to be the top-listed Business?

Share