DR Juridika Consulting Sarlu

DR Juridika Consulting Sarlu DR Juridika sarlu est un cabinet de conseil, orientation et solution.

31/03/2024

Izahay ato DR Juridika Consulting Sarlu dia faly miarahaba antsika rehetra🥳 noho ny fahatratrarana ny P***A 2024 🥰.
Ho ambininina hatrany isika amin'izay atao🥰


🤝Miarahaba ny praiminisitra Ntsay Christian🤝Mirary soa hatrany tompoko aminy adidy izay miandry Anao eto aminy firenenen...
04/01/2024

🤝Miarahaba ny praiminisitra Ntsay Christian🤝
Mirary soa hatrany tompoko aminy adidy izay miandry Anao eto aminy firenenena

Mirary taona 2024 feno fahombiazana, fifampizarana sy fifaliana ho antsika rehetra.
02/01/2024

Mirary taona 2024 feno fahombiazana, fifampizarana sy fifaliana ho antsika rehetra.

10/02/2023
Ireo fanapahan-kevitra azonao raisina ka hanova ny fiainanao.➡️Manokatra pejy momban'ny zavatra hainao. Manokafa pejy di...
31/01/2023

Ireo fanapahan-kevitra azonao raisina ka hanova ny fiainanao.

➡️Manokatra pejy momban'ny zavatra hainao.
Manokafa pejy dia zarao izay zavatra hainao. Tsy mahafaty antoka ny mizara zavatra maimaimpoana fa sady mitombo ny fahalalanao no manao asa soa hoan'ny ihany koa.
➡️Mianara zavatra vaovao hampidi-bola
Maro ny zavatra afaka ianarana ahafahana mamorona fidiram-bola. Dieny izao dia fantaro mazava ny zavatra hianaranao mba ilain'olona fa avy hatrany dia mampitombo ny fidirambola.
➡️ Aza Misalasala mangataka fiaraha-miasa: Miaraha manokatra projet amin'olona.
Ataovy izay hitambarana amin'olona raha toa ka tsy mahita fika ianao hanombohanao irery. Misy namana manana vola fa tsy manana fotoana , ao ny manana fotoana fa tsy manam-bola , ao ny mananana fahaiza-manao fotsiny. Afaka miaraka midinika ianareo dia manokatra zavatra iray miaraka.
Koa aza mangatakan'andro intsony fa raiso antanana ny hoavinao.
Conseil - Orientation -formation

01/01/2023

Firarin-tsoa 2023
🎉Ho taona feno fahombiazana tsy misy hotrizany ho antsika rehetra anie ity taona ity🎉
Vœux 2023
🎉Que cette année soit une Opportunités par Excellence pour tous bonne et heureuse année.🎉

Address

Canada
Toamasina
501

Telephone

+261344710511

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DR Juridika Consulting Sarlu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share