30/07/2026
💡 Astuces | Torohevitra fampiasana Crème Dépilatoire Labell
✨ Mba hahazoana vokatra tsara:
✅ Diovy sy hamainina tsara ny hoditra.
🧴 Osory handrakotra tsara ny volo.
⏳ Avelao hiasa 3–5 minitra.
💦 Fafao amin'ny lamba malemy.
⚠️ Aza adino: Manaova test amin'ny faritra kely amin'ny hoditra 24 ora mialoha ny fampiasana voalohany.
🌸 Labell – Esory ny volo tsy ilaina, tsy misy fanaintainana, ary avelao ho malefaka ny hoditrao. 💖