NIKKI Fripperis 1 er choix

NIKKI  Fripperis  1 er choix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NIKKI Fripperis 1 er choix, Business service, TamatAvenue (mangarivotra ), Toamasina.

25/02/2026
25/02/2026

💯 B***e wide leg 1 er choix
Io ndray b***e atolotra anareo androany an .
✨️ Prix tena mirary be mintsy satry fournisseur directe
📧 Afaka mandefa mp na miantso avy hatrany an !
0342208012 / 0342208013
Aza adino mi abonné fa tena tsy hanenenanao
NIKKI Fripperis 1 er choix

***efenerive
***ewideleg

🚨✨️ PROMOTION FETY OH 😍🎁🚨 " ✅️ CROCKS ADULTE na KAPA ORANA ..😍@ vidiny 180.000 ar na 900.000 Fmg be zao😯 raha 240.000 ar...
16/12/2025

🚨✨️ PROMOTION FETY OH 😍🎁🚨

" ✅️ CROCKS ADULTE na KAPA ORANA ..😍
@ vidiny 180.000 ar na 900.000 Fmg be zao😯 raha 240.000 ar be zao izany teo aloha..

Averiko fogn oe fa vaky b***e Promotion ato Maochi Tamatavy mandrintra izao fety izao ka araroty fa mandalo izio 🙏.

Mitongava mitsidika fa maro be entana en promotion ato amnay ato 👌 ary mbol hoisy fizarana Tee shirt Maochi 👕 ihany koa hoavy ts oela hoan'izay tena client fidèle ato @ Maochi 😊.

Lieu : 📍 Tamatave - Valpinson ( akaikiny FIP)

Contact :📞0342208012

✅️ Mandefa @ faritra rehetra


.

12/12/2025

Salama daholo annn👋😍
Tonga ndray ny arrivage WIDE LEG jeans couleur ato Maochi Tamatavy .
➡️ Prix adorable be sady @ ilay qualité tena tsara .
➡️60 à 70 pièces eo ny ao anatiny b***e iray .
Vonjeo malaky fa vitsy2 izy tonga ato ann..

Toerana :📍Tamatave - Valpinson( akaikiny FIP)
Contact: 📞0342208012

✅️ Mandefa @ faritra rehetra


🚨✨️ PROMOTION ROBE Jersey ndray oh🚨    Inona mo zany robe jersey zany ? Robe speciale hoantsika somary efa nahazo2 taona...
11/12/2025

🚨✨️ PROMOTION ROBE Jersey ndray oh🚨

Inona mo zany robe jersey zany ? Robe speciale hoantsika somary efa nahazo2 taona ireny izty an😊 , afaka hatao lambam- pety, mande mivavaka ...sns.

@ maha Promotion anazy izay dia 400.000 Ar ny vidiny raha toa ka 500.000 Ar zany teo aloha . Araraoty fa maresaka Promotion ato @ Maochi eee👌 mandritran izao fety 🎁 izao ihany .

Toerana tsy miova hatrany: 📍Tamatave - Vaplison ( akaikiny FIP)

Contact:📞 0342208012

✅️ Mandefa @ faritra rehetra


🚨❤️‍🔥 PROMOTION ROBE COTON❤️‍🔥🚨Hoavy ny Christamas🎄  nefa enao sahirana mitady lamba   😲 .. ty no atolotray anao :      ...
10/12/2025

🚨❤️‍🔥 PROMOTION ROBE COTON❤️‍🔥🚨

Hoavy ny Christamas🎄 nefa enao sahirana mitady lamba 😲 .. ty no atolotray anao :
➡️ Robe coton longue 👗 450mille ar au Lieu de 550mille ar 😲 .... ato Maochi Tamatavy . Bonne qualité sady be couleur otran itany nareo am sary io anatiny .

➡️ Mitongava malaky sode tara ..fa misy fetrany ity Promotion ity ann ary mbol be sia be ny entana en promotion ankoatran ty ato amnay ✨️🤙.

📍Lieu : Tamatave - Valpinson ( akaikiny FIP)

Contact: 📞0342208012

✅️Mandefa @ faritra rehetra

.

🌸 BODY TEE - SHIRT FEMME - STYLE 🌸➡️ Promotion fety🎁, tonga de Araraoty @ vidiny mirary izy ato Maochi Tamatavy .Misy qu...
06/12/2025

🌸 BODY TEE - SHIRT FEMME - STYLE 🌸

➡️ Promotion fety🎁, tonga de Araraoty @ vidiny mirary izy ato Maochi Tamatavy .

Misy qualité zay tadiavino izy ato:

✅️ A13 : body tee shirt 1er choix

✅️ A13 -1 : body Tee shirt 2em choix

Araraoty fa mandalo Promotion ty ary mbola be dia be ny entana Promotion afa ankoatran' izy ity ato !

📍 Toerana : Tamatave - valpinson ( akaikiny FIP)
Contact: 📞 0342208012

✅️ Mandefa @ faritra rehetra ihany kou


04/12/2025

Salama daholo indray ohh👋😘

Tsy asiantsika resaka lava ntsouny fa tonga dia Rahampitso ny fotoana ohhh🤙

🚨 ARRIVAGE manitra Be daholo izy ato 👖✨️

Mitongava malaky ary 😊 @ Maochi Tamatavy

📍toerana: Tamatave - valpinson ( akaikiny FIP)
Contact:📞0342208012


04/12/2025

🚨✨️ ARRIVAGE b***e Sacs bandoullières✨️🚨

➡️ Poketra mifono sachet en carton le izy annn
Sady tena tsara ary maro ny ao anatiny 👌

Alefaso ny commande hoanareo zay eto an- toerana na any @ faritra ihany kou ..na afaka mijery direct aty @ magasin Maochi Tamatavy ihany kou .

✅️ Prix tena mirary dia mirary ary mety @ izay mbola te hanodim- bola ihany kou🤙

Araraoty araraoty fa mandalo izao Promotion ato @ maochi izao annn 👌

📍 Toerana : Tamatave - Valpinson ( akaikiny FIP)

Contact:📞 0342208012

✅️ Mandefa @ faritra rehetra

.

👇
04/12/2025

👇

Address

TamatAvenue (mangarivotra )
Toamasina

Telephone

+261343361999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NIKKI Fripperis 1 er choix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share