26/04/2023
Extrait vidéo kely indray ary nandritran'ny répétition an'zareo teto amin'ny MELO SOUND Studio : Fanomanana ny fankalazana ny Faha-10 Taonan'ny Tv Plus Toamasina izay ho atao ao amin'ny Restaurant Verre à Soi ny 28 Aprily 2023 amin'ny 8 Ora Alina. Mankasitraka hatrany amin'ny fiaraha-miasa tompoko de manasa antsika antsika rehetra ho avy fa lanonana be io an👉