02/06/2026
๐๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐ ๐น๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐ช๐ช๐ฐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐.๐
๐๐Amin'ny maha fetin'ny Reny ny Alahady 31 Mey 2026, dia nanao hetsika fifampiarabana ireo vehivavy eo anivon'ny CCI Toamasina ny alatsinainy 01 may 2026, ka nanamarik'izany ny fanolorana mari- pahatsiarovana sy teny firariantsoa tamin'ireo andriambavilanitra.
๐Ho ela velona anie ny reny rehetra ka ho hery lehibe ho an'ny fianakaviana ary ho rehareha ho amin'ny fampandrosoana ny tanindrazana.