Boutique La Fabrique Toamasina

Boutique La Fabrique Toamasina Vente en ligne :
Vokatra vita Toamasina / Produit des jeunes entrepreneurs de Toamasina

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹Herinandro vaovao, dia vokatra vaovao indray no atolotra anareoProduit   ๐ŸšจCIRE ร‰PILATOIRE  manala volo @ zone rehetra ...
09/10/2023

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹
Herinandro vaovao, dia vokatra vaovao indray no atolotra anareo
Produit

๐ŸšจCIRE ร‰PILATOIRE manala volo @ zone rehetra (tarehy, aisselles,jambes, maillot, snsโ€ฆ)

๐ŸšจCRรˆME HYDRA+: ho any volo Curly, mampalefaka volo,mampa curly volo, manome hydratation volo maina.

๐ŸšจMA CURL-GELLY = maha curly sady fixateur-na boucle

Mankasitraka ๐Ÿซถ๐Ÿซถ antsika rehetra tamin'ny Fahalavorarian'ny Foara Toam'KETRIKA 2023.MISAOTRA INDRINDRA๐ŸซกAmin'ny 2024 ndrai...
02/10/2023

Mankasitraka ๐Ÿซถ๐Ÿซถ antsika rehetra tamin'ny Fahalavorarian'ny Foara Toam'KETRIKA 2023.
MISAOTRA INDRINDRA๐Ÿซก
Amin'ny 2024 ndraika MIARO e

J-jTonga ny fotoana nandrasantsika โ— Tongava daholo โ— โŒ Tsy misy vidim-pidirana โŒ
28/09/2023

J-j
Tonga ny fotoana nandrasantsika โ— Tongava daholo โ—

โŒ Tsy misy vidim-pidirana โŒ

Ndao ho raketina an-tsary ๐Ÿ“ธ๐Ÿ–ผ๏ธ miaraka amin'i    ireo fotoana mamy ๐Ÿ˜ niarahana tamin'ny fianakaviana ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ nandritran'i...
18/09/2023

Ndao ho raketina an-tsary ๐Ÿ“ธ๐Ÿ–ผ๏ธ miaraka amin'i ireo fotoana mamy ๐Ÿ˜ niarahana tamin'ny fianakaviana ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ nandritran'iny fialan-tsasatra iny

Art-GASY dia manamboatra cadre photo stylรฉ en carton. Misy ny cadre A4 sy A6.
Efa ireo amin'ny sary ambany ireo daholo ny modรจle misy.

Tohano ny vita gasy eeee ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ˜ zava-baovao ndray no atolotra antsika.Fanampin-tsiro hatao amin'ny laoka 100% natoraly ๐Ÿ˜‹7รฉpices= spรฉciale pour les ...
15/09/2023

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹
๐Ÿ˜ zava-baovao ndray no atolotra antsika.
Fanampin-tsiro hatao amin'ny laoka 100% natoraly ๐Ÿ˜‹

7รฉpices= spรฉciale pour les fruits de mer ๐Ÿค๐ŸŸ
5 รฉpices= spรฉciale pour la viande blanche๐Ÿ—
4 รฉpices= spรฉciale pour la viande rouge ๐Ÿฅฉ๐Ÿฅฉ
Ail moulu ๐Ÿง„๐Ÿง„๐Ÿฒ

๐Ÿค‘ 2500ar :25g



Kแ—ดแ’ชY แ—ฐแ—ฉTีIแ–‡O  amin'ny endriny vaovao ๐Ÿ˜๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹Tsiro vaovao, kely matsiro ร  la canelle, kely matsiro au coco, kely matsiro au s...
28/08/2023

Kแ—ดแ’ชY แ—ฐแ—ฉTีIแ–‡O amin'ny endriny vaovao ๐Ÿ˜๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
Tsiro vaovao, kely matsiro ร  la canelle, kely matsiro au coco, kely matsiro au sรฉsame ๐™ผ๐šŠ๐šœ๐š’๐š›๐šŠ daholo ireo. Mbola misy hatrany ny vokatra nisy teo aloha, kely matsiro au choco, coco, sรฉsame.

Akory aby oooo ๐Ÿ‘‹FAN'DIO dia orinasa misehatra amin'ny fanamboarana savony.Hita ao daholo ny savony fanasana lovia, lamba...
25/08/2023

Akory aby oooo ๐Ÿ‘‹

FAN'DIO dia orinasa misehatra amin'ny fanamboarana savony.

Hita ao daholo ny savony fanasana lovia, lamba, carreaux, tarehy, savon de toilette, gel WC.

Ampitan'ny hรดpitaly kely, andamosin'ny hotel Nica no misy anay.
Manjifร  ary ny vita gasy eee ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


๐Ÿ“ฃ" ๐—™๐—ผ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ ๐—–๐—ผ๐—บ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ " andiany fahaefatra (๐Ÿฌ๐Ÿฐ) iarahana amin'ny ๐™๐™ค๐™–๐™ข'๐™†๐™€๐™๐™๐™„๐™†๐˜ผ. ๐Ÿฅณโœ… Aza adino ny fotoanantsik...
24/08/2023

๐Ÿ“ฃ" ๐—™๐—ผ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ ๐—–๐—ผ๐—บ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ " andiany fahaefatra (๐Ÿฌ๐Ÿฐ) iarahana amin'ny ๐™๐™ค๐™–๐™ข'๐™†๐™€๐™๐™๐™„๐™†๐˜ผ. ๐Ÿฅณ
โœ… Aza adino ny fotoanantsika ny ๐Ÿ“… 28, 29 ary 30 Septambra 2023 eo amin'ny ๐„๐ฌ๐ฉ๐ฅ๐š๐ง๐š๐๐ž ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ž ๐”๐ซ๐›๐š๐ข๐ง๐ž ๐๐ž ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š.๐Ÿ“Œ
๐Ÿ˜‰ Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny laharana :
๐Ÿ“ž ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿฑ๐Ÿต ๐Ÿฐ๐Ÿฑ๐Ÿฒ ๐Ÿณ๐Ÿฑ / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฎ ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐Ÿฌ๐Ÿญ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿฑ
๐Ÿ“ง [email protected]
๐ŸŽฏ ๐™‡๐˜ผ ๐™๐˜ผ๐˜ฝ๐™๐™„๐™Œ๐™๐™€ ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‘๐™€, 2 ๐™ง๐™ช๐™š ๐™๐™ž๐™˜๐™๐™š๐™ก๐™ž๐™š๐™ช ๐™๐™–๐™ข๐™–๐™ฉ๐™–๐™ซ๐™š

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹VIVIMA dia misehatra amin'ny fanamboarana vilany, sy fitaovan-dakozia vita amin'ny aluminium.Ahitana:-Vilany nยฐ30= 500...
11/08/2023

๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹

VIVIMA dia misehatra amin'ny fanamboarana vilany, sy fitaovan-dakozia vita amin'ny aluminium.

Ahitana:
-Vilany nยฐ30= 50000ar
-Vilany nยฐ28= 45000ar
-Saba= 20000ar/ 25000ar/ 30000ar
-Poรชle= 20000ar
-Pack dinette= 40000ar

โŒโŒTolotra mandalo fa araraoty ๐Ÿ‘‰ ny fatapera aluminium dia 38000ar izay ho tokony 50000ar, fatapera lovain-jafy.

Koa aza misalasala manjifa ny vita gasy eee ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


Am-pitiavana be indray no hiarabana antsika androany ๐ŸฅฐVokatran'ny orinasa TIDA no aseho ho antsika androany.Izay ahitana...
20/07/2023

Am-pitiavana be indray no hiarabana antsika androany ๐Ÿฅฐ

Vokatran'ny orinasa TIDA no aseho ho antsika androany.
Izay ahitana:

*Chips manioc ร  l'ail, au poisson, au fine herbe et pimentรฉ

*Confiture NONI

*Jus NONI

*Crรจme coiffante =izay mitsabo volo simba ary mampaniry volo

*Huile capillaire= mampaniry volo, manala angadrano, mampihena ny fihitsanan'ny volo

*Baume massage

Efa ao ambanin'ny sary daholo ny vidin'entana rehetra
Koa aza misalasala manjifa ny vita Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


Salama daholo ๐Ÿ‘‹Produit Tiava indray no atolotra androany ๐Ÿ˜Izay ahitana totom-boanjo mamy, masira, natioraAry koa ny huil...
13/07/2023

Salama daholo ๐Ÿ‘‹

Produit Tiava indray no atolotra androany ๐Ÿ˜

Izay ahitana totom-boanjo mamy, masira, natiora
Ary koa ny huile de sรฉsame ( fampiasa rehefa manao cruditรฉs )

Toerana la Fabrique ampitan'ny hopitaly kely, andamosin'ny hotel Nica



๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Am-pifaliana lehibe indray no hiarabana antsika rehetra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ‘‹Vokatran'ny orinasa DagoFy indray no atolotra ho anareo, izay ...
07/07/2023

Am-pifaliana lehibe indray no hiarabana antsika rehetra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ‘‹

Vokatran'ny orinasa DagoFy indray no atolotra ho anareo, izay ahitana:
-Fruit sรฉchรฉe= litchis, ananas, pomme
-รฉpices= poivre, curcuma, gingembre, cannelle, poivre sauvage

Efa misoratra ao ambany sary daholo ny prix rehetra.

Ny toerana ahitana anay, dia ampitan'ny hรดpitaly kely, andamosin'ny hotel Nica

Tohano ny vita gasy eeee ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

**o

Address

Lot 02 Rue Richelieu
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique La Fabrique Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boutique La Fabrique Toamasina:

Share