Atelier de Nie

Atelier de Nie À l’Atelier de Nie, nous créons des tee-shirts, polos et autres pièces de mode personnalisées, alliant confort, style et originalité.

Vêtements sur mesure pensés pour chaque individu🕊️🥰

Très heureux de voir nos T-shirts portés par les participants de USA English Course Tamatave lors de cette belle journée...
09/08/2026

Très heureux de voir nos T-shirts portés par les participants de USA English Course Tamatave lors de cette belle journée ! 👕🔥

📚 Apprendre l’anglais autrement, à travers les activités, le partage et de belles expériences : une très belle initiative pour les enfants et les jeunes. ❤️

🇲🇬 Ho anareo izay te hianatra English, aza misalasala fa ry zareo no tompony la clé 🔑😍
Fianarana, fahafinaretana ary traikefa vaovao miaraka! 🇺🇸
USA English Course Tamatave. International TEFL Certificate
Misaotra anareo tamin’ny fahatokisana ary mirary fahombiazana hatrany! ❤️

31/07/2026

=>Madray commande survetement hatrany izahay Mitadiava style miavaka miaraka amin’ireo survêtements vaovao. 😍
✅ Kalitao tsara
✅ Mety amin’ny andavanandro sy fanaovana sport
✅ Sary tena izy
Lieu : Tamatave en face epp la marne( Lycée technique)
Wattsap: +261 34 67 295 52

🔥 NOUVEAUTÉ 🔥 Débardeurs oversize ultra tendance🖤 Style streetwear, confortable et stylé.Tissu coton 200gr😎 Le modèle pa...
31/07/2026

🔥 NOUVEAUTÉ 🔥

Débardeurs oversize ultra tendance
🖤 Style streetwear, confortable et stylé.
Tissu coton 200gr

😎 Le modèle parfait pour un look unique !

👀 Lequel est ton préféré ?
Sur commande uniquement

📞Alloh Alloh mitohy atrany ny fadraisana commande survêtement ato aminay  Mp na miatso direct +261 34 67 295 52Lieu: en ...
22/07/2026

📞Alloh Alloh mitohy atrany ny fadraisana commande survêtement ato aminay
Mp na miatso direct

+261 34 67 295 52
Lieu: en face epp la marne( lycee technique)

Misaotra foana amin'ny fiaraha_miasa sy fahatokisana +261 34 67 295 52 Io ny laharana dia afaka miantso Ann Dia afaaka m...
21/07/2026

Misaotra foana amin'ny fiaraha_miasa sy fahatokisana
+261 34 67 295 52 Io ny laharana dia afaka miantso Ann
Dia afaaka miditra mp ihany koa fa misy mety amin'ilay vola efa nomaninareo mihintsy ato

Mahombiaza be daholo tompoko🥰
Samy ho tahin'Andriamanitra 🙏

🎨 Tsy manana logo ve ianareo?Aza manahy! Afaka mamorona logo manokana ho an’ny ekipanareo na orinasanareo ihany koa izah...
20/07/2026

🎨 Tsy manana logo ve ianareo?
Aza manahy! Afaka mamorona logo manokana ho an’ny ekipanareo na orinasanareo ihany koa izahay.

✅ Tee-shirt personnalisés
✅ Polo personnalisés
✅ Logo design
✅ Sérigraphie & Broderie
✅ Kalitao tsara, vidiny mirary

📍 Atelier De Nie – Tamatave
📞 +261 34 67 295 52

Reharehanay hatrany ny fahafaham-pon’ny mpanjifanay 💙T-shirt “High School” vita amin’ny fitiavana sy tsara kalitao 👕Misa...
09/04/2026

Reharehanay hatrany ny fahafaham-pon’ny mpanjifanay 💙

T-shirt “High School” vita amin’ny fitiavana sy tsara kalitao 👕

Misaotra anareo nisafidy anay 🙏

👉 Vonona handray commande nareo izahay!
📞 Alefaso ny hafatra dieny izao!
Na miatso direct: +261 34 67 295 52
Lieu: En face Epp la marne akaikiny lycée technique

Mankasitraka foana @ fahatokisana eh 🥰Mirary anareo mbola hiverina @ fiarahamiasa ☺️🔵 Atelier de Nie : Mizara ny tsara h...
25/02/2026

Mankasitraka foana @ fahatokisana eh 🥰
Mirary anareo mbola hiverina @ fiarahamiasa ☺️
🔵 Atelier de Nie : Mizara ny tsara ho anao 🥰

😜 Tsy chocolat ihany no cadeau e !Ataovy hafa kely amin’ity Saint-Valentin ity ❤️👕 Tee-shirt personnalisé ho an’ny olon-...
02/02/2026

😜 Tsy chocolat ihany no cadeau e !
Ataovy hafa kely amin’ity Saint-Valentin ity ❤️
👕 Tee-shirt personnalisé ho an’ny olon-tianao
📸 Sary + ✍️ anarana = fitiavana miseho maso 😍
🎁 Cadeau original, tsy mora adino
😎 Saint-Valentin vita stylé sy classe
Tissu 100% coton: 180gr ,200gr

⏰ Aza tara ary ny commande eh
👉 Inbox misokatra 📩

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier de Nie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share