Vavatenina Mandroso

Vavatenina Mandroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vavatenina Mandroso, Business Center, Vavatenina, Toamasina.

31/01/2026

Mizara ny zava-misy rehetra any Vavatenina ny pejy manombok'izao. Alefaso aingana ao amin'ny "MP" ny vaovao any an-toerana.

Mba reveny sipa amin'izao ko ty manao robe lava manara-batana ity a 🤔avec string...Indray² tsy ny voay no masika oa fa n...
11/06/2025

Mba reveny sipa amin'izao ko ty manao robe lava manara-batana ity a 🤔avec string...
Indray² tsy ny voay no masika oa fa ny kaly no manara - morina 😅

©️Fiainam-pitiavana

💖Pingapinga io ihany ry tovovavy tsy afa-taimbody molamola dia rehefa omenalataka isan'andro milaza fa reraka indray.✅ t...
10/06/2025

💖Pingapinga io ihany ry tovovavy tsy afa-taimbody molamola dia rehefa omenalataka isan'andro milaza fa reraka indray.

✅ tsara ho fantary vehivavy fa Miandry pinono ny lehilahy matoa maka vady na manao sipa eh.

💗Mody entiny lery misakafo @ kararazana(restaurant) trano fisakafoana dia babo, dia omeny (frais) saran-dalana hoadiana dia manofy fa efa tompony.

💞Dia mitangorona vehivavy kamo fa mahazo vola foana satria manana bandy( BG ). Volana maro na 1 taona ihany njy dia voadaka ary soloiny vehivavy hafa. SariaFORY anie tambiny ilay vola iny eh.

🤫Bandy BG ve lery?
- jereo tarehiny dadany sipanjy dia toy iny tarehinio lehilahy (BG) maha tara anjy io rehefa antitra. Tsy maintsy mikentrona daholo rehefa lehibe.

❌Aza miantso tody njy raha sarahiny lehilahy satria revy no nataonareo fa tsy mandinika ho avy.

💞Te hiazona lehilahy ve?

- Tsy voatery manome kindy satria mitarika @ fanomezana vola ankolaka io. fadio manao bevohoka mialoha mariazy.

- mba matikambo satria manana rayamadreny mpamelona. Ataovy ampy izay vola omeny DADA sy NENY , Fianarana vitaina , miasa matotra ary mitango ny karamanjy.

- Maro anie lehilahy hisoratra anarana rehefa hitany fa mahaleotena njy eh. Anjaranjy indray misafidy ilay matotra.

- Fadio manery lehilahy haka vady, satria tsy mila baikoina izy rehefa TIA fa tonga dia manatanteraka ny adidy miandry azy.

©️Kopoze Rehetra

Address

Vavatenina
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vavatenina Mandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share