Jocelyn Hajanirina Ofisialy

Jocelyn Hajanirina Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jocelyn Hajanirina Ofisialy, Consulting Agency, Verrerie, Toamasina.

Fanadinana Bakalorea 2027 : Hisy indray ny sokajy A, C, D miampy S, L, OSE.Efa noresahako teto aminโ€™ny tambajotra ny mah...
02/10/2026

Fanadinana Bakalorea 2027 : Hisy indray ny sokajy A, C, D miampy S, L, OSE.
Efa noresahako teto aminโ€™ny tambajotra ny mahakasika ity fikasana hanova ny sokajy ho anโ€™ny mpianatra manomboka ny kilasy ยซ premiรจre ยป sy ยซ terminale ยป aminโ€™ity taona ity, satria efa notsipihiko teto fa mila fifandinihana sy fifanakalozan-kevitra ary fifandresen-dahatra lalina araka ny zava-misy izany,ka tokony hiara-vonona avokoa ny mpiantsehatra rehetra aminโ€™ny fampianarana sy fanabeazana ny ankizy.

Mbola hisy indray izany ny sokajy A, C, D miaraka aminโ€™ny Sokajy L, S, OSE any aminโ€™ny fanadinam-panjakana Bakalorea 2027, raha ny fanambarana navoakanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa.
Mivelatra kokoa ny sokajy azo hidirana aminโ€™ity satria lasa sady misy sokajy A,C,D no misy koa ny S,L,OSE.
Efa nampoizina ihany izao toe-javatra izao, raha ny fijeriko manokana.
Raha hanova ihany ve, tsy aleo tsy atao maimaika, fa andrasana aloha ny fanovana sy fanatsarana ny rafi-pampianarana tinapaky ny fikaonan-doham-pirenena izay heverina fa tsy ho ela intsony, satria vinavinaina ho tanterahina tsy hihoatranโ€™ny taona 2027 io ?

๐Ÿ’ฅ Misy zavatra tsy azoko mihintsiny eto amintsika. Etsy andaniny, lazaina fa havadika Sokajy L, S, OSE manomboka amin'ny...
15/09/2026

๐Ÿ’ฅ Misy zavatra tsy azoko mihintsiny eto amintsika. Etsy andaniny, lazaina fa havadika Sokajy L, S, OSE manomboka amin'ny "Classe premiรจre", etsy ankilany, ho foanana ny safidy B amin'ny mpianatra hanala fanadinana BEPC satria ampidirina ho taranja tsy maintsy atao ny "Anglais".
๐Ÿ’ฅ Antsika ve hanova ho amin'ny tsaratsara kokoa sa ve teren'ilay voambolana malaza izao hoe "fanavaozana" dia mila manova fotsiny mba ho hitan'ny filoha. Araka ny hita sy henontsika etsy sy eroa dia mbola tsy vonona amin'ny fampiharana io fanovana sokajy L, S, OSE io ny sekoly tsy miankina, nohon'ny antony efa nambaran'izy ireo izay tsy azo tsinontsinoavina.
๐Ÿ’ฅ Tokony atao mifandraika amin'io koa ny fanovana atao aty amin'ny "classe de troisiรจme" mba ho voahomana manomboka aty amin'ny CEG sy "classe primaire" ny mpisehatra amin'ny fampianarana & fanabeazana (Mpampianatra, mpanabe, mpianatra, Ray aman-dRenin'ny mpianatra), izany hoe tsy ny fanafoanana ny safidy B no tokony atao fa ny fanatsarana ka atao mifandraika @ sokajy L ny safidy A, ary atao mifandraika @ sokajy S ny safidy B aty amin'ny "classe de troisiรจme", ka mety foana na dia lasa taranja tsy maintsy atao ny taranja anglisy ho an'ireo safidy roa ireo, tahaka ny tsy maintsy hanaovana azy any amin'ny Sokajy L, sy S.
๐Ÿ’ฅ Iriko moa raha mba ampifanarahana amin'ny tantaran'i Madagasikara sy ny zava-misy amin'ny otrik'arena eto Madagasikara amin'izay ny fandaharam-pampianarana, raha hanova ihany.
๐Ÿ’ฅ Soson-kevitra ihany moa ny ahy fa ianareo no tompon'ny fahefana mahefa amin'ny lalan-tsaina sy fampiharana izay nosafidianareo. Tsara dinihina lalina.

Filaharana taorian'ny andro voalohany amin'ny "phase de ligue" amin'ny Ligue des Champions.__________________Araho hatra...
11/09/2026

Filaharana taorian'ny andro voalohany amin'ny "phase de ligue" amin'ny Ligue des Champions.
__________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao

๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :โœ…๐Ÿ”ฅ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐˜† ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ...
11/09/2026

๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :
โœ…๐Ÿ”ฅ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐˜† ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†.
๐Ÿ”น "Ny Fitondrana Fanavaozana dia tsy hanaiky velively na Firenena iza na iza ka hanome baiko azy amin'ny fitantananana ny raharaham-pirenena malagasy sy hijabaka amin'ny raharaha anatiny (ingรฉrence dans les affaires internes) eto Madagasikara. Izany dia ho fiarovana hatrany, toy ny anakandriamaso, ny fiandrianam-pirenena malagasy", hoy ny Filohan'ny Fanavaozana, Kolonely Randrianirina Michaรซl, raha nitafa tamin'ireo Diaspora malagasy tany Bruxelles Belgique omaly.
ยฉ๏ธPRRM
__________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

01/09/2026
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Sosoa beu. Ny Week-end-nay.
17/08/2026

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Sosoa beu. Ny Week-end-nay.

17/08/2026

๐Ÿ‘‹ Etsy kely anie e !
Ny sasany aminareo dia mahafantatra ahy tsara, fa ny sasany kosa tsy dia mahalala ahy loatra. Tsy maninona na oviana na oviana no nifankahita na nifandray ny lalantsikaโ€ฆ
Angamba misy aminareo tia ahy, ary misy koa tsy tia ahy, fa raha ao aminโ€™ny Facebook-ko ianao, dia satria misy hifandraisany amiko...
Nanapa-kevitra aho ny handray anjara aminโ€™ny fanandramana iray antsoina hoe ยซ Reunion de Pain ยป.
Ny tanjona dia ny hijerena hoe iza no mamaky ity publication ity nefa tsy misy sary.
Lasa miankin-doha loatra aminโ€™ny teknolojia isika ka hadinontsika ilay zavatra tena manan-danja indrindra: ny fisakaizana.
Ary ho ahy, ny fisakaizana dia mifototra aminโ€™ny fifampiresahana sy ny fifandraisana iombonana.
Raha tsy misy mamaky ity hafatra ity, dia ho fanandramana ara-tsosialy fohy fotsiny izany. ๐Ÿ˜”
Fa raha tonga hatraminโ€™ny farany ianao:
1) Tiako raha manoratra teny iray monja (1) ao aminโ€™ny commentaire momba antsika ianao. Ohatra: toerana iray, zavatra iray, olona iray, na fotoana iray izay mampahatsiaro anao ahy.
2) Avy eo, adikao ity lahatsoratra ity ary avoahy ao aminโ€™ny pejy-nao (aza manao partage). Dia ho tonga ao aminโ€™ny pejinao aho ary hamela teny iray izay mampahatsiaro ahy anao.
Misaotra aza manao commentaire raha tsy manam-potoana handikana sy hamoahana ity lahatsoratra ity ianao, satria hanimba ilay fanandramana izany.
Andao hojerentsika hoe iza no tena nandany fotoana namaky ity hafatra ity ary namaly araka ny fangatahanaโ€ฆ

Address

Verrerie
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jocelyn Hajanirina Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share