23/06/2026
Raha vao mianatra miteny anglisy, ireto no fahadisoana 5 mahazatra indrindra:
Mampiasa diso ny "is, am, are"
Diso: I is happy.
Marina: I am happy.
Diso: They is here.
Marina: They are here.
Manadino ny endrika lasa (past tense)
Diso: Yesterday I go to school.
Marina: Yesterday I went to school.
Mampifangaro ny "he/she" sy "his/her"
Diso: She is my brother.
Marina: He is my brother.
Diso: This is he book.
Marina: This is his book.
Mandika mivantana avy amin'ny teny Malagasy
Ohatra:
Diso: I have 20 years.
Marina: I am 20 years old.
Tsy mitovy foana ny firafitry ny teny Malagasy sy Anglisy.
Tsy mampiasa "do/does" amin'ny fanontaniana
Diso: You like football?
Marina: Do you like football?
Diso: She like music?
Marina: Does she like music?
Torohevitra
Mitenena anglisy isan'andro na dia fehezanteny vitsy aza.
Mihainoa horonan-tsary na podcast anglisy.
Aza matahotra hanao fahadisoana; amin'ny fanaovana fahadisoana no ianarana.
Practice Practice Practice Practice Practice
Raha mianatra ato aminay ianao dia ahazo pratique betsaka anao ka hahay hiteny Anglisy.