Mikolo'fashion : Ecole & Salon de Beauté

Mikolo'fashion : Ecole & Salon de Beauté Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikolo'fashion : Ecole & Salon de Beauté, AMBOLOMADINIKA, Toamasina.
(1)

🎓 École professionnelle en coiffure & esthétique
💇‍♀️ Salon de beauté : sur RDV uniquement
✨ Révéler la beauté • Former les talents • Créer l’excellence
📍 Ambolomadinika, Tamatave
📞 032 50 575 03
📩 Inscription & rendez-vous en inbox

30/08/2026
29/08/2026

Vlog kely androany
Mariée 02 noraisinay androany 🥰
• Ny 01 moa efa noraisinay t@ fiançaille-ny t@ fevrier
• Ny 02 indray efa noraisinay ny zokiny t@ 5 taona lasa izayy

>> ary ilay mpiray tampo aminareo ao ahoana ? Oviana ? Tairo2 ao @ commentaire ao aloha rh zareo eh

Rehefa tsy hakaty ihany hanao epilation aisselles dia mba decoreo tahak’izao izy io e 🫣😅• Misokatra ny salon rapitso an ...
28/08/2026

Rehefa tsy hakaty ihany hanao epilation aisselles dia mba decoreo tahak’izao izy io e 🫣😅
• Misokatra ny salon rapitso an !!!

27/08/2026
Ireto indray ny demoiselles d’honneur ny mariée anay t@ samedi 🥰 maro2 ry zareo fa ireto ihany no azo sary satria ny fot...
25/08/2026

Ireto indray ny demoiselles d’honneur ny mariée anay t@ samedi 🥰 maro2 ry zareo fa ireto ihany no azo sary satria ny fotoana koa efa somary maika2 ☺️🤗
Oui afaka manao mise en beauté ny demoiselle d’honneur ihany koa izahay ❤️
Sur rdv une semaine minimum 😍

Merci les filles ❤️❤️❤️

25/08/2026

Wedding 220826

💍✨ Rehefa andro iray tsy hay hadinoina no atrehina, mendrika préparation spéciale ianao.

Ireto ny ampahany tamin’ny préparation mariée tamin’ny samedi 🥰👰🏻‍♀️
📸 Maquillage, coiffure ; nails 💖

Un grand merci à toutes celles qui nous choisissent et nous font confiance 🙏🏽❤️
Ary ho anareo izay mbola mitady équipe hikarakara anareo amin’ny mariazy, nous sommes là pour vous accompagner 💍✨ 🥰

📩 Réservation et renseignement : inbox

Araraoty ity tolotra ity fa zay manao inscription @ ity semaine ity ihan a !
24/08/2026

Araraoty ity tolotra ity fa zay manao inscription @ ity semaine ity ihan a !

🎉 FÉLICITATIONS À TOUS LES BACHELIERS ! 🎓👏

Vous avez décroché votre bac ? 🥳 C’est le moment de penser à votre avenir et de développer vos compétences ! ✨

📌 Toute inscription effectuée chez nous cette semaine bénéficie d’une réduction exceptionnelle de -15% sur la formation de votre choix ! 😍🔥

💄 Coiffure | Esthétique | Maquillage | Onglerie… choisissez le cours qui vous passionne !

⏳ Offre valable cette semaine uniquement !
➡️ Mentionneo eto ilay olona vao afaka bacc fantatrareo
P. S : Bacc 2026 an 🥰 miaraka @ pièce justificative ❤️

22/08/2026

Ilay tsiky kely iny manambara zavatra maro 🥰
Mankasitraka nametraka fahatokisana ❤️
Haircut by Mikolo’Fashion 🥰 💇‍♀️

• Sur RDV uniquement ny coupe ato @ ntsika 🤗

20/08/2026

Otrn’izao ny resultat ny pose extension gel 💅
Sur rdv manao azy ato ❤️🥰
Misy garantie 👌

19/08/2026

Atelier >
Antsika tao mahay azy ❤️
Am-pitiavana be 🤗 mankasitraka anareo rehetra tonga androany ❤️🥰
• Mitomboa fahamanjana daholo 🫡💖
Koloina Shalom Venus Harena

Address

AMBOLOMADINIKA
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261325057503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikolo'fashion : Ecole & Salon de Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mikolo'fashion : Ecole & Salon de Beauté:

Shortcuts

Share