Aatena Agrolink

Aatena Agrolink Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aatena Agrolink, Business service, Toamasina.

"Mitady Akondro Maitso mitera-bola sy fahatokisana?Aza mandeha lavitra, Aatena Agrolink no vahaolana!"Izay miara-miasa a...
12/05/2025

"Mitady Akondro Maitso mitera-bola sy fahatokisana?
Aza mandeha lavitra, Aatena Agrolink no vahaolana!"

Izay miara-miasa aminay dia mahazo:
✅ Akondro matavy be toy ny vola miditra!
✅ Loko maitso manintona, tsy misy tasy!
✅ Fitaterana voaaro, tsy mahavery kalitao!

Ho an'ny tsena anatiny na tsenam-barotra iraisam-pirenena —
Raha ny kalitao no tadiavina, izahay no tsara indrindra!

☎️ Mifandraisa aminay haingana: 034 85 897 81
(Tsy mamitaka ny akondro, tsy mamitaka izahay!)







Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aatena Agrolink posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share