Faly export

Faly export Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faly export, Ampilaolava RN5 Près de station Total, Toamasina.

Vokatra tena top🌴🌾
02/04/2026

Vokatra tena top🌴🌾

Faly izahay manolotra anareo ny zezika "Bio Source Frass" MAMOKATRA. Ilay sakaizan'ny TANY sy tohan'aina ny VOLY rehetra. 100% vokatra malagasy, natoraly.
- Azo avy amin'ny fiompina ilay Lalitra Be Mainty ( Black Soldier Fly)
- Mamelona tany kotra
- Voamarina fa mampiakatra ny tahan'ny vokatra.
- Manamafy ny hery fiarovan'ny voly tsy ho andairan'ny bibikely
- Mitàna ny amandona amin'ny tany
- Maharitra ny fiasany.

Bio Source Farm (BSF) - "Mamadika ny fako ho harena "

Izao no dégât tatoisaorana ny Tompo fa tsy nisy aina nafoy
15/02/2026

Izao no dégât tato
isaorana ny Tompo fa tsy nisy aina nafoy

Hisokatra indray ny fandraisana ity vokatra mahafinaritra ityMiara miasa @ coopérative sy producteur,ny collecteur mitsi...
07/01/2026

Hisokatra indray ny fandraisana ity vokatra mahafinaritra ity
Miara miasa @ coopérative sy producteur,ny collecteur mitsinjo n'y mpamboly koa

Mirary soa hoany Taona vaovao
04/01/2026

Mirary soa hoany Taona vaovao

Tsy nanadino ny mpiara miasa toy n'y mahazatra isantaona manolotra zavatra Kely hanampina ny mpiara miasa hiatrehana ny ...
31/12/2025

Tsy nanadino ny mpiara miasa toy n'y mahazatra isantaona manolotra zavatra Kely hanampina ny mpiara miasa hiatrehana ny taombaovao ny orinasa
Mirary fety sambatra hoantsika rehetra

La qualité conjuguée à l'humanité 💯 biologique et équitable
22/12/2025

La qualité conjuguée à l'humanité
💯 biologique et équitable

Sary nandritra ny campagne litchi 2025
16/12/2025

Sary nandritra ny campagne litchi 2025

13/12/2025

🍒🍒

11/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rïndrå Nïãįnä, RH Stlme

Don't miss our next programme
07/12/2025

Don't miss our next programme

Salama daholy Tanterahina  rahampitso zoma 27 Novembre 2025 @ 10 ora maraina ato @ Faly export  (Faly hordea) ny fizaran...
27/11/2025

Salama daholy Tanterahina rahampitso zoma 27 Novembre 2025 @ 10 ora maraina ato @ Faly export (Faly hordea) ny fizarana karaman'ny mpiasa taona 2025
Mifampilaza

Address

Ampilaolava RN5 Près De Station Total
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faly export posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share