07/05/2026
Izahay ato amin'ny PLATEFORME DES CADRES NATIFS TANDROY eto Toliara dia maneho alahelo noho ny fahalasanan'intompokolahy RZBEHAJA Jean Maire de la commune urbaine de Toliara sy ex-Député de Madagasikara ary miondrika ampanajana noho ny fo vonton'alahelo.
Very olomanga ny commune, eny aza fa i Toliara manontolo.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianankaviana