Snack bar la majungaise à Fianarantsoa

Snack bar la majungaise à Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Snack bar la majungaise à Fianarantsoa, Business Center, Tsaramandroso.

Langouste à la poêle, du beurre persillé avec du courgette sauté à l'ail persilléMiam miam, 😋😋😋
09/12/2023

Langouste à la poêle, du beurre persillé avec du courgette sauté à l'ail persillé
Miam miam, 😋😋😋

😋😋😋
05/08/2023

😋😋😋

02/08/2023

Misokatra amin'ny fomba ofisialy ny snack bar la majungaise ny zoma 4 Août hoavy izao. Izay hitatsika amin'ny RN7 mandeha Tuléar iny EO amin'ny sampanana mandeha amin'ny carrière iny .
Aza misalasala manantona Tompoko ny maraina misy lasopy matsiro bé isankarazany ,resaka sakafo hita ao daholo ny après midi tsakitsaky amin'ny karazany maro be😋😋😋

01/07/2023

Hisokatra tsy ho ela ny sack bar la majungaise hoantsika eto fianarantsoa izay ahitatsika ny tsakitsaky rehetra hitatsika any à majunga matsiro bé , lasary manga no hitatsika ao fa tsy sauce voanjo prix mirary de mirary koa.
Manao sakafo ihany koa toy , ravitoto @ hen'omby @ voanio , poisson au coco tsy Mila manao vacance any majunga intsony fa mitongava ato @ snack bar la majunga .
Asio j'aime ny page de inviteo ny namana hi-abonné ny pagetsika jiaby

Address

Tsaramandroso

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack bar la majungaise à Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share