30/03/2025
=== COURS INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ===
CRSP Agir eto Toliara dia manolotra ho anao ny COURS INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
( Word - Excel - Powerpoint ) sous le Windows 10
• Hararaoty fa natao MORA DIA MORA ny Droit de Formation mba ho zakan'ny rehetra satria : 35 000Ar fotsiny sady tsy misy écolage aloa ihany koa nefa ahafehezanao tsara ny INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
• Tsy izay ihany fa homena BOKY maimaimpoana ny Mpianatra rehetra ary Ordinateur iray hoan'ny Mpianatra iray mba ho ampy tsara ny Pratique.
• Droit: 35 000 Ar fotsiny raha ( Cours Normal )
60 000 Ar fotsiny raha ( Cours Particulier )
• Fidirana vaovao manomboka ny 14 Avril 2025, afaka isafidianana ny ora tianao hianarana
- Matin: 08h00 na 10h00
- Après-midi: 14h00 na 16h00
NB: Homena CERTIFICAT ny mpianatra rehefa nahavita ny Examen.
• Toerana: BETANIA MANGABE akaiky EPP BETANIA.
• Tél: 034 79 485 16 / 032 31 532 46 na mandefasa hafatra miafina (MP) @ pejy CRSP Agir raha mila fanazavana fanampiny.