23/08/2026
ampahafantarina antsika rehetra fa efa nandefa hafatra tamin’ireo responsable rehetra izahay hoe mijanona aloha ny fandraisana abonnement. Ny offre journalier kosa dia mbola mandeha tsara hatrany.
Na izany aza, mbola nisokatra ihany ny paiement en ligne ho an’ny abonnement taorian’io fampahafantarana io. Vokatr’izany, tao anatin’ny fotoana fohy dia mihoatra ny 20 mahery ny olona nanao abonnement tamin’ny alalan’ny paiement en ligne.
Noho izany, voatery nesorinay tao amin’ny paiement en ligne ihany koa ny abonnement, mba hisorohana ny olana sy ny fifanjevoana.
Ny antony nanaovana ireo fepetra ireo dia ny hanatsarana hatrany ny kalitaon’ny service ary.
Hitanay ihany koa ireo hafatra maro avy aminareo mangataka ny hamerenana ny abonnement. Mankasitraka indrindra ny fahatokisanareo sy ny faharetanareo izahay. Na izany aza, rehefa mitady vokatra tsara sy service tena milamina isika, dia indraindray mila fotoana ary mila fepetra hentitra ny fanatsarana azy.
Misaotra indrindra amin’ny fahatakarana sy ny faharetana. 🙏