Association pour le Développement du Littoral-Sud - ADL

Association pour le Développement du Littoral-Sud - ADL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association pour le Développement du Littoral-Sud - ADL, Business Center, BEHELOKE, Tulear.

Tsy latsandanja tamin'ny rehetra ny ADL tamin'ny fandraisan'anjara ny fikaonandoha nasionaly société civile izay notante...
11/07/2026

Tsy latsandanja tamin'ny rehetra ny ADL tamin'ny fandraisan'anjara ny fikaonandoha nasionaly société civile izay notanterahina tao amin'nmxny efitrano malalaka Paletuvier Toliara ny 07-08-09 Jolay lasa teo.
📌Nivoitra tao anatin'izany ny famaritana ny atao hoe réfondation.
📌Ary nivoitra tao anatin'izany ihany koa ireo olana folo (10) sendrainy vahoaka fa indrindra ny eto @ faritra Atsimo Andrefana. 🖋️Ireo olana folo ireo no nanamboarana hazon'olana (Arbre de problème) , rehefa vita izany dia naseho koa ny hazom-bahaolana (Arbre de solution) ary natao ny paikady hamahana izany olana izany ( Plan stratezika) .
📌Nivoitra tao anatin'izany ihany koa ny vina vonjimaika ho an'ny faritra Atsimo Andrefana .
⏩Izany rehetra izany no notanterahina tao anatiny 03 andro.

🟦ARAHO TSY TAPAKA NY PAGE TSIKA⬇️⬇️⬇️⬇️

Nanatanteraka fanadiovana plage tao Soalara Sud distrikan'i Toliara II ny ADL (Association pour le Developpement du Litt...
11/06/2026

Nanatanteraka fanadiovana plage tao Soalara Sud distrikan'i Toliara II ny ADL (Association pour le Developpement du Littoral-Sud ) ny herinandro lasa teo . Natao izao mba ho fitandroana sy fiarovana ny tontolo iainana. Ny tanjona tamin'izany dia ny mba hisarihana ny mpizahan-tany sy hiarovana ny tontolo andranomasina ihany koa. Maniry ny fikambanana hametraka daba fanariana fako (bac ordure) manerana ny faritra Littoral rehetra , izay manomboka eo Soalara Sud ka hatrany Androka .

ADL nous souhaite une joyeuse pentecôte à tout le monde.
24/05/2026

ADL nous souhaite une joyeuse pentecôte à tout le monde.

Address

BEHELOKE
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association pour le Développement du Littoral-Sud - ADL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share