Plan trano mora

Plan trano mora mpanao plan trano mora nefa asa vita tsara sy manarampenitra ho fintsijovana anao

05/04/2026

Happy birthday

MISAOTRA JESOSY KOA ZA NOMENY ITY RAY ARAMPANAHY IZAY NIKOLOKOLO AHY ARAMPANAHY NAHATRARAKO ITY ANDRO ANDROANY ITY!🛑IZY ...
05/04/2026

MISAOTRA JESOSY KOA ZA NOMENY ITY RAY ARAMPANAHY IZAY NIKOLOKOLO AHY ARAMPANAHY NAHATRARAKO ITY ANDRO ANDROANY ITY!
🛑IZY DIA MENTOR NAY MARO2 MIRAHALAHY (MR RATSIMBA MIANATRA MAHOMBY,JOICA RAZAKASON REVIVAL MESENGER,ZOKY MARCO FOR LIFE,ZOKY DAVIDS,MAMY H,...)
Izay hitako tanora mitondra influence tsara eo fandraharahana sy fifohazampanahy eto Madagascar

Anniversaire ko androany te hizara fifaliana kely na dia olona 1 mpanaraka ny pejy ato aho androany!🤩ka raha misy mpanar...
05/04/2026

Anniversaire ko androany te hizara fifaliana kely na dia olona 1 mpanaraka ny pejy ato aho androany!
🤩ka raha misy mpanaraka pejiko ato ka tsy nahaloa hofantrano volana mars izy ka latsakiny 200 000ar ny hofantranony dia haloako izany!
Ary hitondra ambavaka azy isika ho afaka fanandevozany fanofana trano izy!
Mp ary eh
🛑mila olona matotra sy mifampatoky isika(ary olona 1 ihany lou no zakako hamaha ny olany fa ny ankoatra zay hivavaho izaho ho lasa otran tonton big d vahako daholo ny olanareo)
tsotra mitovy ihany za fa tsy hoe mpanankarena be akory fa vidina plan kely 70 000ar no.hatambatro hizarako hafaliana ho anao ?
mbola mangataka vavaka avy mpanaraka pejy ary aho fa mbola ao anatiny tsy fahasalamana tanteraka izao manoratra eto page zao !
😘Mba hisiany sivana dia izay mba tena olona sahirana no.hanoratra eo coms ary captureo dia alefa mp dia ary hisy responsable hidina hifontony handoa izany ...
hanome courage nareo rehetra izay mbola anaty ady kosa za androany raha tsy miady tsy mandresy ....
anaty 1 taona zay dia tena nandalo crise mafy ity orinasa kelinay ity fa tsy nihemotra zay,niady mafy zay,...dia mbola marikiny fandresena lehibe ho anay izao mbola afaka mifampahery androany zao...

💪AZA KIVY RAHA METY OLONA AKAIKY ANAO MIHINTSY NAHAVITA NAMELY ANAO MAFY (METY NAMANA AKAIKY,VADY,ZANAKA)

👍DIA AZA KIVY FA REHEFA MBOLA TSY JESOSY MIALA .DIA MBOLA TSY RESY ZANY IANAO FA LAINGA DEVOLY ZANY

MITSODRANO ANAO IZAY HAHAVITA TRANO BE DIA BE FA TSY 1 FOTSINY ANIE IANAO TAONA ITY ...

05/04/2026
19/03/2026

Je fais partie du top 11 % des fans de Mora Tôle. J’ai gagné 1 594 points sur sa liste des interactions hebdomadaires la semaine dernière.

Hamoaka fiainana aho teto, fa na dia fahasoavana ary izany tena tsy mora izy teto ary tena narary !Plus miha- akaiky ila...
19/03/2026

Hamoaka fiainana aho teto, fa na dia fahasoavana ary izany tena tsy mora izy teto ary tena narary !
Plus miha- akaiky ilay fahatongavan'ilay zaza, plus nitombo ny harariny !
Dia otr'izay koa ianao io !
Mety tsy olona no ho avoakanao fa nofinofy goavana, valimbavaka lehibe...
Marary ve ? Tena mafy be ilay hatrehana ?
Tsy olana izany, lalana daholo izany 🙏
Teraha soamantsara @ anaran' i Jesosy 🙏

❌️❌️❌️❌️❌️Aza tsaraîna  amin’ny endrika ivelany ny olona na zavatra anakiray fa tsy hainao ny tsiambaratelony.Sary 1: m...
18/03/2026

❌️❌️❌️❌️❌️Aza tsaraîna amin’ny endrika ivelany ny olona na zavatra anakiray fa tsy hainao ny tsiambaratelony.

Sary 1: mifatotra fingotra fa misy mvola 4 M ar
Sary 2: be maso fa misy mvola avance 4 M ar

Raha atao ny kajy ; sary 1: 20000 ar ny vidiny fa ilay sary 2 kosa 4M ar ny vidiny.

Raha mandinika tsara ianao dia takatrao ny lesona azo tsoahana, raha tsy zay kosa dia matoria fa reraka ianao ,
😘plan.trano mora 70 000ar

13/03/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Vahatriniaina Nomena, Tsilavina Andriam, Miserasera Rabe, Fandresena Har'Lanto, Felantsoa Rakotomalala, Maminiaina Yfaliana, Lucien Rfl, Aline Lala, Fanomezantsoa Hoby, Roserougeblanc Rose, Alice Raoelitiana, Pierrot Randrianjaka, Vladmyr Helenah Santacrouz, Asnah Nirintsoa, Agnès Ma, Malalatiana Ratsimbazafy, Onja Rafano, Ra Dadafara, Nonoh Rabe J. Honore, Fenosoa Arnest, Vanintsoa Aro Vaniala, Sahyrah Ninah, Hajaniaina Rabe, Nadine Maria Rasoarimalala, Iloniaina Manoelah, Lalarisolo Rajaoarimino, Vianny Royal, Mahefa Nandrianina, Ernestina Bienvenue, Clara Iverenantsoa, Miourah Lalatiana, Nat Manarinkasina, El'Ricah Randrianarivelo, Adeline Ravaoarisoa, Manitr'kwell Rakotomalala, Myah Randrianarisoa, Jean Louis Andriamahefa, Sofie Rasoufara, Rotsy Tahirintsu, Robert Bevoavy, Tida Catichia, Tovo Tovondraza

Mba te hanana trano tsy mbola manana na tany na vola fa mangataka tolon_tanana avy @ tsika zay foinao
13/03/2026

Mba te hanana trano tsy mbola manana na tany na vola fa mangataka tolon_tanana avy @ tsika zay foinao

13/03/2026

👩‍🎓RANDRIAMITSIRILAZA JHENIÇA SYNDRICA ,23 taona .Avy any am Faritra ANTSIRANANA.

👩‍🎓Izy no zandriny indrindra tamin’ireo MAGISTRAT nivoaka omaly tao ANTANANARIVO.

👩‍🎓Tovovavy Tsotra, tia fianarana no tia Vavaka, ary Membre ao @ FIKAMBANANA MASINA FET(Fivondronan’ny Eokaristikan’ny Tanora) sampana EKA Universitaire, Centre Ambohipo - Ankatso.

« Elle est la Benjamine de la promotion KANTY , ainsi la plus jeune des magistrats Malagasy👩🏻‍⚖️🇲🇬»

😘na zanaka sahirana sy tsy manana moyen firy ary ny rad nao dia tadidio fa raha hiezaka ianao dia hisy olona foana ataon"Andriamanitra hanampy anao eny !
Plan trano.mora 70 000ar
source page tafa

  HO AN'I CHINE VE IANAO NEFA TSY MANAMBOLA ATAO FRAIS!EFA MISY CHINE KWEL ETO MADAGASIKARA KA ZARAIKO SAO MAHASOA ANAO ...
13/03/2026

HO AN'I CHINE VE IANAO NEFA TSY MANAMBOLA ATAO FRAIS!
EFA MISY CHINE KWEL ETO MADAGASIKARA KA ZARAIKO SAO MAHASOA ANAO ?
Hello hello 👋🏽

Fizarana kely 🥰 Mety mbola betsaka no te hitsidika ity toerana ity kanefa tsy misy manoro hoe ahoana sy ahoana ny momba azy sy aiza no misy azy :
⛩️ Tsy any Chine aloha izy ity fa eto Madagascar ihany [ Temple de Xizu ]
📍 Andranovelona no misy azy [ RN 4 ]
🚌 Ho an'ireo Izay tsy manana fiara manokana :
- Bus ligne D makany Mahitsy no andehanana 2000ar ny Saran-dalana.
- Eo Mahitsy indray no mandray Taxi brousse mandeha Andranovelona (eo @ temple mihintsy no miala) 2500ar Saran-dalana.

⛩️Ireo tsara ho fantatra raha ho any :
🛑 Fady hitondrana sy hinanana sakafo misy HENA ny toerana [ raha mitondra fiara dia afaka ajanona ao anaty fiara ary any ivelany mihintsy no hoanina ]
🛑 Tsy mahazo hitondrana zava-pisotro misy alikaola ihany koa
📋 Mitondra CIN fa mitaky CIN izy ireo eo ambavahady [ Mety ho an'izay mitondra fiara ihany angamba, fa ento ihany 😁 ]
💵 GRATUIT ny fidirana 0 Ar saingy mivarotra bracelets vita amin'ny vato isankarazany zareo dia iny no ilana vola raha hividy. Misokatra 7j/7 zareo fa refa Alahady no misy spectacle ataon'ny moines .
Refa hody indray dia eo amin'ny Temple ihany no misakana taxi brousse fa tsy miandry hariva be fotsiny fa 14h 30 any dia mody satria milahatra be ny bus ao Mahitsy refa hariva. Mandeha maraina dia migalabona tsara maka sary sy mijery ny toerana rehetra.

⛩️ Fanampiny : misy sakafo afaka jifaina @ sarany 20.000 ariary ao [ Buffet végétarien ].

te hampanao plan sy devis trano style chinois na gasy2 na moderne koa ianao dia afaka mandefa mp

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plan trano mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Plan trano mora:

Share