Maharisoa mpiompy

Call Contact the business

Maharisoa mpiompy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maharisoa mpiompy, Antananarivo.

🌺 PITAYA – Fruit de Dragon 🌺🍉 Chair Rouge ❤️🍈 Chair Blanche 🤍Mitady voankazo vaovao, mahasalama ary be tombontsoa? Ity n...
17/02/2026

🌺 PITAYA – Fruit de Dragon 🌺
🍉 Chair Rouge ❤️
🍈 Chair Blanche 🤍
Mitady voankazo vaovao, mahasalama ary be tombontsoa? Ity no safidy tsara ho anao!
✨ Tombontsoa azo avy amin’ny Pitaya :
✔️ Riche en fibres – manampy amin’ny fandevonan-kanina
✔️ Riche en antioxydants – miaro ny vatana
✔️ Manampy amin’ny perte de poids
✔️ Manampy hisoroka ny goutte
✔️ Anti-stress naturel
✔️ Manatsara ny hery fiarovan’ny vatana
📍 Mbola vitsy no mahita azy eny an-tsena eto amintsika, matetika eny amin’ny grande surface ihany no misy azy.
🌱 Fambolena Pitaya :
✔️ Tsy mifidy tany
✔️ Mety amin’ny faritra maro eto Madagasikara
✔️ Manome torohevitra sy fomba fambolena izahay
✔️ Zanany (plants) efa voamarina fa maniry tsara
💰 Misy réduction spéciale ho an’izay maka maro.
🛵 Livraison ato Antananarivo
🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra
📞 Contact : 034 97 822 94
Aza misalasala miantso na mandefa message 😊

01/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Aael Diambelou, Joany Nirina Rakotomalala, Mino Pisciculture, Naina Martin Manantsoa, Miary Madachic Tamatave

Mbola misy hatrany ny zanakazo😍 hoan ireo izay mbola tsy nahazo:-Pitaya chaire rouge na fruit de dragon-Garana marakuja ...
26/04/2025

Mbola misy hatrany ny zanakazo😍 hoan ireo izay mbola tsy nahazo:
-Pitaya chaire rouge na fruit de dragon
-Garana marakuja rouge importé🌿 Brésil mamoa mandava-taona mety tsara toetrany Eto tsika
- zanaka katy misy mena sy fotsy
-goavy de chine jaune aminy Mamy be
-zanaka café arabica🌿
- zanaka fugier fruit rouge sy jaune🌰
- zanaka grenadine rouge
Manome prix de gros hoany maka maro, manao livraison izahay ary Mandefa any faritra 📞034 97 822 94
Manome toro-marika rehetra fomba fambolena.

10/04/2025
🍒Garana rouge  importer 🍒Misy zanany maromaro izay liana🌿🌿 Tsy mifidy tany izy fa mety amin faritra rehetra, afaka volen...
10/04/2025

🍒Garana rouge importer 🍒

Misy zanany maromaro izay liana
🌿🌿 Tsy mifidy tany izy fa mety amin faritra rehetra, afaka volena anaty pot fa mila talatalana.
🌿🌿 Afaka manoro n'y fomba fambolena azy izahay tompoko 🤗
👍Zanany efa 6mois eo dia mamoa fa tsy eritaona intsony🍒
👉Misy reduction raha maka maro
💌Mp tompoko 🤗
Afaka manao livraison izahay tompoko 🍒
🛵👉Afaka mandefa faritra rehetra ihany koa🍒

Address

Antananarivo

Telephone

+261349782294

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maharisoa mpiompy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maharisoa mpiompy:

Shortcuts

Share