Hanitriniony

Hanitriniony Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hanitriniony, Itaosy, .

Tongasoa|Welcome ๐Ÿ’

โœจ"๐ต๐‘ข๐‘ก ๐‘๐‘ฆ ๐‘กโ„Ž๐‘’ ๐‘”๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘๐‘’ ๐‘œ๐‘“ ๐บ๐‘œ๐‘‘ ๐ผ ๐‘Ž๐‘š ๐‘คโ„Ž๐‘Ž๐‘ก ๐ผ ๐‘Ž๐‘š ๐Ÿคโœจ"

๐Ÿ’ฐ๐บ๐‘–๐‘Ÿ๐‘™๐‘๐‘œ๐‘ ๐‘ 
๐Ÿ’ป๐ถ๐‘œ๐‘š๐‘š๐‘ข๐‘›๐‘–๐‘ก๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘”๐‘’๐‘Ÿ & ๐‘‘๐‘’๐‘ ๐‘–๐‘”๐‘›๐‘’๐‘Ÿ ๐‘”๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘โ„Ž๐‘–๐‘ž๐‘ข๐‘’
๐ŸŽ™๏ธ๐‘Šโ„Ž๐‘œ๐‘Ÿ๐‘ โ„Ž๐‘–๐‘๐‘’๐‘Ÿ๐Ÿ™Œ๐Ÿป


๐Ÿ“ž ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ– ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐Ÿ”๐Ÿ‘๐Ÿ– ๐Ÿ—๐Ÿ• (WhatsApp)

Shalom ๐Ÿค๐ŸŽ™๏ธCHRISTIANA Nยฐ10 - FINALISTE THE NEXT VOICE SAISON 3 Feno fankasitrahana an'Andriamanitra ny foko androany ny a...
19/08/2026

Shalom ๐Ÿค

๐ŸŽ™๏ธCHRISTIANA Nยฐ10 - FINALISTE THE NEXT VOICE SAISON 3

Feno fankasitrahana an'Andriamanitra ny foko androany ny amin'ny fitantanaNy. Fa isan'ireo hiatrika ny finale ao ny amin'izao fifaninana izao aho rehefa nahazo ny GOLDEN TICKET ๐Ÿฅบ

Misaotra bediabe anareo izay teo foana nanohana fa eto aho dia mangataka indray ny fanohananareo ahy amin'ny VOTING hatramin'ny 29 Aoรปt - 12h.
Ho alefa eto ihany ny rohy ao ariana kely ao โ˜บ๏ธ

๐Ÿ’ŒManantena ny hiaona aminareo ihany koa aho amin'ny 29 Aoรปt ho avy izao hiatrika ny finale ao amin'ny Cevam - Palais de Louanges Ankadivato

Ny fiadananan'i Jesosy ho amintsika rehetra dia hitombo amin'ny fahasoavana ihany koa isika rehetra โœจ๐Ÿค

Misaotra anโ€™Andriamanitra, mitohy hatrany ny dia, tsy hay ihany koa ny tsy hisaotra anareo izay nanohana ahy ary mbola m...
12/08/2026

Misaotra anโ€™Andriamanitra, mitohy hatrany ny dia, tsy hay ihany koa ny tsy hisaotra anareo izay nanohana ahy ary mbola manasa antsika anohana ahy hatraminโ€˜ny farany ๐Ÿ˜Š๐ŸŽค๐ŸŽผ๐Ÿ•Š๏ธโค๏ธ

_Hanitriniony_Christiana

Tahinโ€™Jesosy daholo ๐Ÿ™๐Ÿฝโ˜บ๏ธ

โญ๏ธ๐ŸŽ™THE NEXT VOICE โญ๏ธ๐ŸŽ™

๐Ÿ“– Joba 22 : 28 " Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin'ny lalanao ny mazava."๐ŸŽ™๏ธ...
02/08/2026

๐Ÿ“– Joba 22 : 28
" Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin'ny lalanao ny mazava."

๐ŸŽ™๏ธ CHRISTIANA - CANDITATE THE NEXT VOICE MADAGASCAR Saison 3 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

Voninahitra ho an'Andriamanitra fa tafiditra ho isan'ireo mpifaninana ao amin'ny THE NEXT VOICE MADAGASCAR - Saison 3 aho. ๐ŸŒŸ

๐Ÿ™Œ๐ŸปFeno fankasitrahana ny foko manontolo, velom-pisaorana an'Andriamanitra!

๐Ÿ™๐ŸปMisaotra an'i dada nitarika ho amin'ny asa fanompoana an'Andriamanitra ary misaotra an'i Ray sy zoky amam-panahy izay tena nitaiza ahatongavana amin'izao dingana izao.

Inoako amin'ny foko manontolo fa ilay Andriamanitra tompon'ny fikasana sy fanaovana no hitantana ny dingana rehetra izay ho atrehina.

๐Ÿ—ณ๏ธMisaotra anareo havana, namana, zoky sy zandry ao amin'i Jesosy rehetra sahady amin'ny fanohanana izay efa asetrinareo. Na am-bavaka izany, na amin'ny tso-drano sy indrindra ny amin'ny voting rehetra izay ho avy.

Misaotra Jesosy ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿค
-----------------------------------------------------------------------

+

26/03/2026

๐‘†๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘š๐‘Ž ๐‘‘๐‘Žโ„Ž๐‘œ๐‘™๐‘œ๐Ÿ˜Š

๐ŸŽถ๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘ก๐‘–๐‘Ž ~ ๐‘‡๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘“๐‘ฆ
๐ŸŽ™๏ธ๐ป๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘–๐‘œ๐‘›๐‘ฆ ๐ถโ„Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ ๐‘ก๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž

Mankasitraka an'i Mick Ram nanainga inspiration fa tena ouf ๐Ÿ™๐Ÿป
Tena tiako ireto hira ireto, feno ny fo mihira azy fa mihainoa finaritra daholo๐Ÿฅฐ

Atolotra am-pitiavana ho antsika izay mety ao anaty fitsapana tanteraka amin'ny fanarahan-dia an'i Tompo nohon'ny fisedrana maro samihafa... Dia mahereza daholo๐Ÿค

๐น๐‘–๐‘Ž๐‘‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Žโœจ

Entiko misidina kely miaraka amiko ianareo ato anatin'ity ranty ityโœˆ๏ธ"๐ต๐‘ข๐‘ก ๐‘๐‘ฆ ๐‘กโ„Ž๐‘’ ๐‘”๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘๐‘’ ๐‘œ๐‘“ ๐บ๐‘œ๐‘‘ ๐ผ ๐‘Ž๐‘š ๐‘คโ„Ž๐‘Ž๐‘ก ๐ผ ๐‘Ž๐‘š ๐Ÿคโœจ"Ho an'iz...
19/01/2026

Entiko misidina kely miaraka amiko ianareo ato anatin'ity ranty ityโœˆ๏ธ

"๐ต๐‘ข๐‘ก ๐‘๐‘ฆ ๐‘กโ„Ž๐‘’ ๐‘”๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘๐‘’ ๐‘œ๐‘“ ๐บ๐‘œ๐‘‘ ๐ผ ๐‘Ž๐‘š ๐‘คโ„Ž๐‘Ž๐‘ก ๐ผ ๐‘Ž๐‘š ๐Ÿคโœจ"

Ho an'izay mbola tsy mahalala ahy, ๐‘ช๐’‰๐’“๐’Š๐’”๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ no fahalalan'ny maro ahy fa โœจ"๐‘ฏ๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’“๐’Š๐’๐’Š๐’๐’๐’š"โœจ kosa ny anarana nosafidiako amin'ny " ๐‘บ๐’†๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ด๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚ ". Izay anarako ihany moa izany. ๐Ÿ˜ƒ

๐Ÿ’‘Renim-pianakaviana aho, fa isaorako an'Andriamanitra ny nanomezany ahy fahasoavana ny sady ho "mpandraharaha" ihany koa.
Nandrato fianarana tahaky ny tanora rehetra ka nisafidy ny ho tonga "๐‘ฌ๐’๐’•๐’“๐’†๐’‘๐’“๐’†๐’๐’†๐’–๐’”๐’† & ๐‘ช๐’๐’Ž๐’Ž๐’–๐’๐’Š๐’•๐’š ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’†๐’“ - ๐‘ซ๐’†๐’”๐’Š๐’ˆ๐’๐’†๐’“ ๐’ˆ๐’“๐’‚๐’‘๐’‰๐’Š๐’’๐’–๐’†"๐Ÿ’ป๐Ÿ›๏ธ

๐Ÿคฒ๐Ÿป๐Ÿ•Š๏ธTiako ho zaraina aminareo ity, izay rehetra "hananako" sy izay rehetra "haiko" dia tsapako fa tsy misy avy amin'ny ezako na ny fahaizako manokana fa tena "๐‘ญ๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’†๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’—๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’“๐’‚". ๐ŸŽ๐Ÿ’
Tsy nanao "formation" manokana aho fa "๐ž๐ฑ๐ฉ๐žฬ๐ซ๐ข๐ž๐ง๐œ๐ž" sy "๐…๐š๐ก๐š๐ข๐ณ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ฏ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š" daholo no nahafahako tonga amin'izao sehatra misy ahy izao ary tena tia kirakira ihany koa aho.๐Ÿ˜„

Nahomby aho, ary efa resy ihany koa; fa volana vitsivitsy lasa izay nampandreseNy indray ahoโค๏ธโ€๐Ÿฉน๐Ÿ‘‘
Ka tsy aiko ny tsy isaotra Azy satria nampianatra ahy - nanefy ahy izy ka tsy toy izao tokoa aho raha tsy nohon'ny fitiavan'Andriamanitra.โœจโœ๏ธ

๐Ÿ“–๐‡๐š๐Ÿ๐š๐ญ๐ซ๐š :
"Ankino amin'i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka". Salamo 37:5โœจ
"Ka na dia kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao." Joba 8:7๐Ÿ‘‘

๐Ÿ“Raha misy mahaliana anareo dia misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra aho.
โ˜Ž๏ธ 038 67 638 89 | 033 60 524 57 (disponible sur WhatsApp)

โœ๐Ÿป ๐‘ฏ๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’“๐’Š๐’๐’Š๐’๐’๐’š

Salama daholo โค๏ธAminโ€™ny fo ๐ซ๐š๐ฏ๐จ๐ซ๐š๐ฏ๐จ ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐จ hiarahabanay telo mianaka antsika rehetra izay mahafantatra anay sy mpa...
19/01/2026

Salama daholo โค๏ธ

Aminโ€™ny fo ๐ซ๐š๐ฏ๐จ๐ซ๐š๐ฏ๐จ ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐จ hiarahabanay telo mianaka antsika rehetra izay mahafantatra anay sy mpanaraka ny pejy raha ๐ง๐š๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ข๐ญ๐ฒ isika mianakavyโœจ๐Ÿ˜

Feno ยซ ๐Ÿ๐š๐ง๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ยป aho manoloana ny zavatra nandalovako rehetra.
โœจ๐ˆ๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐ง๐ฒ "๐ซ๐ž๐ฌ๐ญ๐š๐ฎ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง" ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ๐ง'๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ค๐จ ๐ž๐Ÿ๐š-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ข๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐ง'๐ข๐ง๐ฒ taona lasa iny. โค๏ธโ€๐Ÿฉน

Mirary aho mba ๐ก๐ข๐ฌ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ข๐๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ž๐จ ๐š๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐š๐ง๐š๐จ ๐๐š๐ก๐จ๐ฅ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ซ๐š๐ฏ๐š๐ซ๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ž๐Ÿ๐š ๐ง๐ข๐ซ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐Ÿ๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š hatramin'izay idirana ary ยซ ๐ก๐จ ๐ฏ๐š๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐ž๐ฅ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง'๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ยป anie ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ aminโ€™ity ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ity๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜

๐‡๐จ ๐ญ๐š๐ก๐ข๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ก๐จ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ง๐ข๐ž ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ค๐จ๐ก๐จ๐ง๐š๐ง๐š๐จ.โค๏ธ

#๐ญ๐š๐ฆ๐š๐ญ๐š๐ฏ๐ž๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”

Address

Itaosy

102

Telephone

+261343292080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hanitriniony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Business?

Share