Fikambanan’ny Mpiompy Trondro eto Vohitsoa - FMTV - Vangaindrano

Fikambanan’ny Mpiompy Trondro eto Vohitsoa - FMTV - Vangaindrano Production et Vente des Alevins et Poissons TILAPIA et CARPE

17/06/2026
Misaotry an’iendrin’i Annayah tonga PREMIÈRE CLIENTE tamin’igny VENTE FLASH ho fanokafana ny varotry vily ho anay ato am...
01/05/2026

Misaotry an’iendrin’i Annayah tonga PREMIÈRE CLIENTE tamin’igny VENTE FLASH ho fanokafana ny varotry vily ho anay ato amin’ny fikambanana FMTV androany voalohan’ny volana may 2026 tao amin’ny Bezara vily Vangaindrano

Ankasitrahana mitovy amzay aby koa isika tonga nanjifa ny another-bokatra naseho tao androany.
Santatra ambavarano zany izy igny…..mbola be gne ho avy.

Mangataky retour avy amintsika….indrindra izay nanjifa na nividy tandroany

30/04/2026
Misokatra manomboka ny Zoma 01/05/2026 ho avy izao, ao amin’ny BEZARA VILY VANGAINDRANO, ny fanjifanareo mpankafy TRONDR...
27/04/2026

Misokatra manomboka ny Zoma 01/05/2026 ho avy izao, ao amin’ny BEZARA VILY VANGAINDRANO, ny fanjifanareo mpankafy TRONDRO ka tongava ao amin’ny TABLE 21 fa ao no ahitanao ny vokatra vokatinay ato amin’ny FMTV.

Ny kalitao azo antoka ary ny vidiny tsy misy fanararaotana!

Address

Ambalakininy/Morafeno
Vangaindrano
320

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan’ny Mpiompy Trondro eto Vohitsoa - FMTV - Vangaindrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share