Snack Gasy Maurice

Snack Gasy Maurice Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Snack Gasy Maurice, Business Center, Belle Rose, Quatre Bornes.

05/11/2025

Ny composé sy lasopy mitoetra hatrany

05/11/2025

Ny sakafontsika anio

-Tripe
- Ravitoto sy hena

Tsetsetse zany  100rs hatrany
29/10/2025

Tsetsetse zany
100rs hatrany

Mi-sao fa tsy mine frite an🤭100rs fotsiny  def milamina
29/10/2025

Mi-sao fa tsy mine frite an🤭
100rs fotsiny def milamina

28/10/2025

Ny sakafontsika anio

Ny lasopy rehetra sy ny composé
Mangahazo au coco

Ny laoka:
Trondro lafika anana
Hen'omby ritra
Hen'omby sy ravitoto au coco

Vaovao beMangahazo au coco😋😋😋
28/10/2025

Vaovao be

Mangahazo au coco😋😋😋

27/10/2025

Salama daholo isika🥰🥰

Manombok'izao dia efa mitoetra ny
Lasopy tongotr'omby😋
Lasopy silamangany😋
Lasopy akoho😋
Lasopy atody😋
Composé😋

Ny laoka kosa dia Hen'omby ritra🤤, akoho sy haricot vert🤤

Hafa ihany hoa ny Tsiro sy nahandro Malagasy😍😍

Mandroso fa aza sodokan'ny an'ny hafa



24/10/2025

Ny sakafontsika anio

👉Gana ritra
👉Trondro frite

Ny lasopy sy composé tsy miala eo😋😋

Tongava jiaby antsika

22/10/2025

Ireto indray ny menu tsika androany:
👉Camaron🤤
👉Canard laqué🤤
👉Soupe akoho🤤
👉Soupe atody🤤
👉Composé🤤
👉Mi-sao poulet🤤

Hitako fa misy mitelin-drora mihitsy any zao.

Tongava retsy ah🥰🥰

Miam Miam



Salama daholo ohhBetsaka isika ny manontany ny toerana misy antsika dia ity ny valiny:Belle Rose ny toerana, raha avy an...
22/10/2025

Salama daholo ohh
Betsaka isika ny manontany ny toerana misy antsika dia ity ny valiny:
Belle Rose ny toerana,
raha avy any Rose Hill dia eo apitan'ny Kartel no miampita dia miditra amin'iny lalana iny. Raha avy any Quatre Bornes kosa dia eo apotan'ny metro St Jean no miditra raha mandeha tongotra, raha mandeha fiara dia misy ilay bâtiment Newry complex io dia eo miditra dia midina dia rehefa mahita sampanan1 dia mivily miankavanana (droite)

Ary efa hita ao amin'ny Maps ny toerana
ny numero efa ao amin'ny pejintsika

ko1 miandry antsika rehetra izahay🥰🥰

21/10/2025

Ity ny toerantsika an

Address

Belle Rose
Quatre Bornes

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack Gasy Maurice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share