26/01/2026
✝️Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana atsika rehetra fa nody mandry anio Alatsinainy 26 janoary 2026 ny Zokinay ato Antoko Tiako I Madagasikara : Faniry Razafimanatany✝️🥺
😓Nahafantaratsika azy ireo fandaharana famakafakana politika toy ny : "Miara-manonja" / "Tsy manaiky lembenana" / "Dinika" sns..
👉Izahay tanora Tim eto mahajanga dia miara miombona alahelo amin'izao fahalasana ny namana & zoky & Ray : Faniry Razafimanantany izao ary
Mirary Fihononana feno ho any Fianankavia
🇲🇬✝️