Guerre en Iran vs Israël

  • Home
  • Guerre en Iran vs Israël

Guerre en Iran vs Israël Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Guerre en Iran vs Israël, Management Service, .

14/04/2026
  le rah🐕‍🦺:tsy Maty akory izy fa matory2🐕🐕🐕🐕🦮Tena efa mangatsika ny andro fa manao chiffre 4 hatramin'ny alika,🐕 ahoana...
14/04/2026

le rah🐕‍🦺:tsy Maty akory izy fa matory2🐕🐕🐕🐕
🦮Tena efa mangatsika ny andro fa manao chiffre 4 hatramin'ny alika,🐕 ahoana ny hevitrao ?🙉🙉🙉🙉
👉 Araho hatrany ny tsika; tsindrio suivre io 👆👆

🔥❌ Ny Etazonia dia hanapoizina ny fifamoivozana ao amin'ny andilan'i Hormuz, araka ny nambaran'ny filoha Donald Trump ny...
09/04/2026

🔥❌ Ny Etazonia dia hanapoizina ny fifamoivozana ao amin'ny andilan'i Hormuz, araka ny nambaran'ny filoha Donald Trump ny alarobia, taorian'ny fifanarahana momba ny fampitsaharana ady mandritra ny tapa-bolana miaraka amin'i Iran. Izan'ny fampitsaharana ady mandritra ny tapa-bolana dia ahafahana manokatra indray ny andilan'i Hormuz, izay nandefasana ny 20% amin'ny solika eran-tany talohan'ny ady ¹ ².

Ny fifanarahana dia misy teboka folo, anisan'izany ny fanatsarana ny fiarovana ao amin'ny andilan'i Hormuz, ny fampitsaharana ny ady amin'ny lafiny rehetra, ny fanesorana ny sazy, ary ny famerenana ny vola Iraniana any ivelany. Ny fifampiresahana dia hatao any Islamabad, Pakistan, ary mety haharitra tapa-bolana ³.

Ny fanambaran'ny filoha Trump dia niteraka fiakarana ny taham-bola eran-tany, ary ny vidin'ny solika dia nidina 15%
Araho hatrany vaovao eto @ vs tsindrio io suivre io 👆

❌Avotry zareo Amerikana Ilay Pilote faharoa, nifampitadiavana nanomboka t@ zoma, tany Iran iny.Raha hofehezina ny tantar...
05/04/2026

❌Avotry zareo Amerikana Ilay Pilote faharoa, nifampitadiavana nanomboka t@ zoma, tany Iran iny.

Raha hofehezina ny tantara dia tahak'izao ny fandehany.

Voatifitry zareo Iraniana ny fiaramanidina iray F-15E ndry zareo Amerikana, t@ zoma lasa teo, tany Iran.
Roa ny Pilote nitondra io fiaramanidina io, izay samy afaka ni-ejecter daholo.
Ny iray dia avotry zareo Amerikana, ny harivan'ny zoma teo iny iany.

Ny iray kosa nifampitadiavana nanomboka teo.
Nampanantena tambiny goavana mihintsy ny fanjakana Iraniana, ho an'izay mahita azy io.

👉 Avy hatrany iany koa dia nanetsika moyen bedîabe ry zareo Amerikana, mba hikarohana azy, ka sady an'habakabaka no an-tanety dia nahetsiny avokoa.

Raha ny fantatra dia naratra ilay Pilote faharoa, t@ fotoana nipoahan'ilay seza nialany tao anaty avions.
Na dia teo aza anefa ny ratra nahazo azy dia niezaka ny nitsaoka niafina tamina toerana Sur izy, mba hiandrasany ny fanavotana azy.

2 andro izy no nisitrika tamina toerana izay nisy azy.

Nandritran'izay fotoana izay dia nidina ifotony ry zareo CIA, niaraka t@ forces spéciales vitsivitsy, nanao ny exfiltration, nampian'ny renseignements sy appuye aérienne avy @ Tsahal ( Israël).
Nisy ny fifampitifirana t@ fotoana nahatongavan'izy ireo t@ toerana nisy an'ilay Pilote, satria efa tonga nanodidina teny iany koa ny miaramilan'ny gardiens de la révolution Islamique vitsivitsy, haka azy.

Avotr'izy ireo soamantsara ilay pilote, ary noentina nivoaka an'i Iran, t@ alalan'i fitsoahana an-tanety ( voix terrestre) . Naratra izy, saingy tsy ahiana ny ainy.

Fehiny : Pilote roa nilatsaka amina territoire ennemi no avotra soamantsara, manambara fahaiza-manao manokana izany, fa tsy ny firenena rehetra no mahavita tahak'izany.

Faharoa dia efa tafiditra hatrany anatiny indrindra any Iran ny fahavalony, manambara izany ny fahavakisan'ny fiarovana an-tanetin'izy ireo.

D.Trump tenany no nanao ny fanambarana mahakasika ity raharaha ity, tamin'ity alahady maraina ity.

Sary fanehoana fotsiny io. na dia avotra aza anefa ilay pilote mirahalahy dia nandoa vidiny lafo tokoa ry zareo Amerikana.

Isan'izany ity avions C-130 Hercules ity, izay nanampy t@ fikarohana azy ireo.
Voatifitry zareo Iraniana izy ity, raha ny nambaran'izy ireo, nandritran'ny fitadiavana nataony.
Ry zareo Amerikana kosa dia nilaza fa rehefa voatifitra izy io dia nipetraka aingana tamin'io toerana io, napoakan'ireo nitondra azy avy eo alohan'ny nialan'izy ireo teo, mba tsy hivoahan'ny secret momban'ny technologie ao anatiny.
Avy eo dia nisy hélicoptère naka azy ireo teo.
👉Arahao hatrany pejy , tsindrio suivre io 👆‼️

📛‼️Donald Trump 🇺🇸, mbola ao anatin’ny fandrahonana sy fampitandremana hatranyMaizina tanteraka tany Iran vokatrin' daro...
30/03/2026

📛‼️Donald Trump 🇺🇸, mbola ao anatin’ny fandrahonana sy fampitandremana hatrany
Maizina tanteraka tany Iran vokatrin' daroka baomba natao amerika sy Israëly
Fa i Iran 🇮🇷 kosa mbola mijoro tsara 🇮🇷 ary mamaly mitovy amin’ny fanafihana atao amin’ny taniny .🔥🔥🔥

⛔Hoy i Donald Trump:
« Raha toa ka tsy misy fifanarahana vita haingana, izay azo inoana, ary raha tsy sokafana avy hatrany ny Lakandranon’i Hormuz , izahay 🇺🇸 dia hampitsahatra ny “fijanonanay” mahafinaritra ao Iran amin’ny alalan’ny fandravana tanteraka ny tobim-pamokarana herinaratra rehetra , ny loharanon-tsolika ary ny nosy Kharg (ary mety ho ny orinasa fanadiovana rano aza!) izay noheverinay tsy ho potika hatreto »

💪Tsy kivy i Iran 🇮🇷 ary tsy hanaiky fepetra rehetra apetraka aminy. Nilaza i Donald Trump 🇺🇸 fa efa nopotehiny ny tafika iraniana , kanefa mbola mamaly hatrany i Iran ✊🏾, ary amin’ny fomba mazava tsara sy maranitra kokoa noho ny teo aloha, na dia nihena aza ny isan’ny fanafihana .
🙄Ahoana ny hevitrao ?

❌Manasa anao hisuivre sy hanaraka ny pejy kitio io 👉 Guerre en Iran vs Israël

Tena hiditra ao Iran🇮🇷 ny benkitana🇺🇸 zay vao tena rombo💥🇺🇸 5 000 parachutistes américains d'élite déployés à la base aé...
26/03/2026

Tena hiditra ao Iran🇮🇷 ny benkitana🇺🇸 zay vao tena rombo💥
🇺🇸 5 000 parachutistes américains d'élite déployés à la base aérienne Al Udeid, Qatar

🤔inona tena marina ⁉️❌Maty sa velona❌ Ahoana ny hevitrao ao @ commentera 👇👇👇👉 tsindrio suivre io 👆
16/03/2026

🤔inona tena marina ⁉️
❌Maty sa velona❌
Ahoana ny hevitrao ao @ commentera 👇👇👇👉 tsindrio suivre io 👆

🇺🇸🇮🇱🇮🇷 Etazonia – Israely – IranNy vondrona miaramila sangany iraniana NOPO, izay heverina ho tena mahery sy voaofana ko...
13/03/2026

🇺🇸🇮🇱🇮🇷 Etazonia – Israely – Iran

Ny vondrona miaramila sangany iraniana NOPO, izay heverina ho tena mahery sy voaofana kokoa noho ny Gardiens de la révolution, dia voatendry hiaro ny mpitarika ambony indrindra (Guide suprême)ankehitriny.

Ny Guide suprême vaovao iraniana, Mojtaba Khamenei, dia tsy hita maso hatramin’ny nanendrena azy ho amin’io toerana io.

Izy dia lasibatra ho an’i Etazonia sy Israely, izay voalaza fa mikendry ny hanova ny fitondrana (changer de régime) ao Iran.

Manasa anao hanaraka vaovao zarao amin'ny namana ka suivreo👍🙏

11/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zafimahiratsy Verthino Aime, Jaonarivo Rh, Toky Andriambinintsoa, Tojo Randriamahasoa, Rain's Ni Aina, Bourama Seydou, Rambahy Inr, Rakotonirina Bréchard Lucien, Haja Razakandriamparany, James Romuald Andrianjatovo, Kali Sankara, RA Faouni, Andriniaina Noelson, Rolin Eksodosy, Randry Naina W***y, Solofoniaina Razafimanantsoa, Modibo Fofana, Rodrigue Tchouffa, Carrington Rasolofonirina, Mom's Alfredo, Thierry Riks, Andry Rakoto, Baina Mamod, Jöh Jåÿdėn, Marie Santhiannah Marie, Raya'ndo Soa, Murella Hasinah, Nahina Randriambololona, Zaramira Tsaramora, Somael Frido, Nasser Ahamad, Yvoniaina Yves, Mananjara Julien, Jose Andrianarisoa, Zozo Rakoto, Abdoul Koudousse Bangagné, Mouctar El Hamadou, Dalida Francia, Andréa Rakotoarimanana, Patrick Tildah, Thierry Velo, Rasamoelina Rasamoelina, RZizy Zizy, Josephina Rasoanarivony, Lience Melanie, Jahw RJao, Aina Cavani, Manitra Mbola Claudine, SUltan Yassir, Rmth Auto-Car

💯⛔Ty aloha misy mahasoa alefako eto ihany raha mety aminao⁉️📛Tany 2.are miaraka @  🏠 3 amidy mifefy tamboho manodidina,e...
09/03/2026

💯⛔Ty aloha misy mahasoa alefako eto ihany raha mety aminao⁉️
📛Tany 2.are miaraka @ 🏠 3 amidy mifefy tamboho manodidina,efa misy jiro, sy rano vovo,eto akaiky espace lehitsy.
📍Bord de route principale, premier plan bé👍👍👍
💯Azo anaovana activités tsara izay tinao anaovan'azy.
‼️Taratasy complet, tsisy arakaraka, olona iray ihany efa enregistré.
❌Alefa mora bé fa Mila vola maika👍
👉Miditra Mp na miantso mivantana 📞 034 12 682 60 / 032 92 726 79 ☎️ mirary soa tompoko ‼️‼️‼️‼️

🇹🇯🇹🇯 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀🇮🇱🇱🇷Androany Alahady 8 Martsa 2026, miha mahery vaika ny ady eo amin'ny mpomba an'i Israely ...
08/03/2026

🇹🇯🇹🇯 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀🇮🇱🇱🇷

Androany Alahady 8 Martsa 2026, miha mahery vaika ny ady eo amin'ny mpomba an'i Israely (miaraka amin'i Etazonia) sy Iran. Indreto ny vaovao farany amin'ity andro faha-9 amin'ny fifandonana ity:
1. Fanafihana any Iran

Teboka stratejika: Nanao fanafihana an'habakabaka goavana tany Teheran ny tafika israeliana sy amerikanina, ka ny tobin-tsolika sy ny foibe fanadiovana solika no tena lasibatra voalohany androany vao maraina.

Tanjona: Nanambara ny Praiminisitra Benjamin Netanyahu fa tsy hijanona ny fanafihana raha tsy voapotika ny fahaiza-manao miaramilan'i Iran sy ny fitondrana ao an-toerana.

Fahavoazana: Voalaza fa efa mahatratra 3 400 ny fanafihana nataon'i Israely tany Iran hatramin'ny nanombohan'ny ady tamin'ny 28 Febroary 2026.

2. Valin-kafatra avy amin'i Iran
Balafomanga: Mbola mandefa balafomanga sy drone any Israely sy ireo toby amerikanina any amin'ny faritry ny Golfa (tahaka ny any Koety sy Bahrain) i Iran.
Vadin'ny mpiara-belona: Na dia nilaza aza ny Filoha iraniana Masoud Pezeshkian fa hampitsahatra ny fanafihana ireo firenena manodidina izy ireo, dia mbola misy ny daroka nahazo an'i Qatar sy Arabia Saodita androany.

3. Toe-javatra iraisam-pirenena
Etazonia: Nanamafy ny Filoha Donald Trump fa tsy maintsy mitolo-batana tsy misy fepetra i Iran. Efa mandefa mpitatitra fiaramanidina (porte-avions) fahatelo any amin'ny faritra ny Amerikanina.

Vokatry ny ady: Miakatra manodidina ny 10% ny vidin-tsolika manerantany noho ity fifandonana ity. Maherin'ny 1 200 ny olona maty any Iran ary efa ho 300 ny any Libana.

Raha fintinina, ao anatin'ny dingana "mahery vaika" ny ady androany 8 Martsa, ary samy mbola mampiseho hery ny roa tonta na dia eo aza ny fanerena iraisam-pirenena hampitsaharana ny rà mandriaka.

📛Tsindrio suivre io👆👆👆👆👆

07/03/2026

⛔🙏Otran'zao ny fanafihana ataon' Israël sy amérikanina an'iran 🚀🚀🚀
❌Tena hoe mampihorokoditra ny mahit'azy
📛 tsindrio io fa misy vaovao betsaka zaraina ho anao eto👆👆👆👆

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Guerre en Iran vs Israël posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Business?

Share