23/08/2026
βοΈURGENT βοΈ
OMBY VERY OMALY
πIo omby io avy nosavihany teny Sandrandahy omaly ka very tsy hita hatraminβizao.
βοΈ nianatsimo ny diany omby ary nisy nahita teny andalamahitsy ambositra II, ka mangataka fiaraha miasa Tompoko ππ
(avy ety no manao n'y filazana.marika tavaratra .volon omby fotsiloha mazava mena mainty .)