Mimi et Naly

Mimi et Naly Nous donnons des astuces, recettes et conseil de la vie quotidien, mais nous ne sommes pas médecin 😘😘
(2)

13/06/2026
bon week-end jiaby jiaby ♥♥
13/06/2026

bon week-end jiaby jiaby ♥♥

⭐Evoka ranontsira ilaina ny manao evoka ranon-tsira indrindra rehefa Henonao mihitsy hoe misy rehoaka sy maneno  ny trat...
12/06/2026

⭐Evoka ranontsira

ilaina ny manao evoka ranon-tsira indrindra rehefa Henonao mihitsy hoe misy rehoaka sy maneno ny tratran'ny zaza ,na rehefa voan'ny grippe izy
👉🏻 Evoka ranontsira mahasolo aérosol

👌Ny fomba fanaovana azy dia mila vilany lehibe misarona misy rano mangotraka ary asina sira eraky ny sotro lehibe, atao betsabetsaka ilay sira raha vilany lehibe no hampiasaina. 😉

Saromana tsara aloha ilay vilany misy ranontsira mangotraka ary hapetraka ambany eo @ tany. 🙂

Bataina ny zazakely👶 ary atao miohoka eo amin'ny lamontsandry ny kibony
Ny tena tsara dia salakaina amin'ny tanana izy mba tsy hianjera.
(Sary fanehoana eo ambany)

☝️ Mitsangana ianao amin'izany ary sokana moramora ilay vilany
Atao tratran'ilay entona avy amin'ilay ranontsira ilay zaza fa tandremo sao dia may ,,, tsy de atao akaiky loatra,,, moa koa henonao amin'ilay tananao raha mamay be loatra...

Atao izay mandrapahalany ny entona rehetra,,, ny tena tsara mahavita manao an'izay maraina atoandro hariva❤❤❤
Na marain-tsy hariva raha tsy araka👌

👉🏻 Ho hitanao fa ho afaka ilay rehoaka @ tratrany👶🏻 ary hivoaka any @ kaka.

Nb: Tsy voatery ihinampanafody foana amin'izay ny zaza 🥰
⭐Efa nanao an'io ve ianao? nanao ahoana ny vokatra?

ZARAIKO ETO FA MAJASOA
NALAINA TATO @ PEJY NAMANA IRAY

Aza MBA atao an'izany kosa rangaha 🤣🤣🤣🤣🤣🤣 Mimi et Naly
12/06/2026

Aza MBA atao an'izany kosa rangaha 🤣🤣🤣🤣🤣🤣 Mimi et Naly

Iza avy le maman mpisotro café ató inona ny anao no tena tinao :- café noir sans sucre - café noir avec sucre - café au ...
12/06/2026

Iza avy le maman mpisotro café ató
inona ny anao no tena tinao :

- café noir sans sucre
- café noir avec sucre
- café au lait
- Cappuccino

Perso: café au lait
Bon vendredi ♥️ Mimi et Naly

Torohevitra androany ho an’ny zazakely voan’ny sery 👶🌿Asio rano mangotraka anaty bol eo akaikin’ny fatoriany mandritra n...
11/06/2026

Torohevitra androany ho an’ny zazakely voan’ny sery 👶🌿

Asio rano mangotraka anaty bol eo akaikin’ny fatoriany mandritra ny fotoana fohy 🚿✨ afaka asina sira Kely koa. Tandremo sao voarainy kosa nefa an.

Ny etona dia manampy hanokatra ny orona sy hanamora ny fofonaina 😴💨

Ary aza adino: rano betsaka sy fitiavana avy amin’i maman no fanafody tena mahery 🤍🥹
Mimi et Naly♥♥

Toerana mba tinao handehanana amin'ny vacance ho avy izoa????Perso : je ne sais pas hihi , Manakara saingy indrisy😭😭
11/06/2026

Toerana mba tinao handehanana amin'ny vacance ho avy izoa????

Perso : je ne sais pas hihi , Manakara saingy indrisy😭😭

Inona no tinao hafangaro amin'ny sosisy retoPerso: anandranoNenareo?????
10/06/2026

Inona no tinao hafangaro amin'ny sosisy reto
Perso: anandrano
Nenareo?????

10/06/2026

Tompo o!!!! Ankiniko aminao ,ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy,🙏🙏🙏🙏

Adresse

Cormelles

Heures d'ouverture

Lundi 09:00 - 17:00
Mardi 09:00 - 17:00
Mercredi 09:00 - 17:00
Jeudi 09:00 - 17:00
Vendredi 09:00 - 17:00
Samedi 09:00 - 12:00

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mimi et Naly publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager