30/10/2024
OHhh ry pompier ahhhhhh
VOLA Marina dia mahavidy zava drehetra
KARANA IHANY MANTSY NO VONJENA!
tena tsss le olona koa etsy andaniny manararaotra mangalatra ihany tenaaaa🥺
Jereh ne le sary ehh tss miraharaha ilay trano n'olona ety ambadika mihitsyy
Pompier tsy mahalala ny tokony atao