Mimi’s Fashion Malagasy KWT

Mimi’s Fashion Malagasy KWT -Mivarotra lamba zahay

Panth Cargo Size : M to Xxl 2.750fils
18/06/2026

Panth Cargo
Size : M to Xxl
2.750fils

Hono ! Hono! Hono ai Hisokatra zaign ny lalana Andranomasina 🛳🛳. Ka eto zahay ato amin'i MIMI’S CARGO KUWAIT dia mampats...
15/06/2026

Hono ! Hono! Hono ai
Hisokatra zaign ny lalana Andranomasina 🛳🛳.
Ka eto zahay ato amin'i MIMI’S CARGO KUWAIT dia mampatsiahy no manohigny atsika jiaby izay nandefa entana aminay alefa Sambo , ka izay mbola tsy nahefa jiaby aoka izy anefa ilay tavela .
Efa nambara atsika taminy voalohany izay complet vola no afaka mandeha fa maro ny entantsika ka ialana tsiny izay tsy complet vola afara nenazy .
Ka manentana izay mbola tsy nanefa mba anefa amzay fa efa hoavy raha ty ai .
Ary mivavaka atsika mba tsy ho afany eky araiky ty fa tegna ho marina ankitiny .
Anareo matoky zahay ary zahay koa matoky anareo 🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼

Bazary Gasy Machiro 🦐🦞🐬🐋🐟🐠🐦 Zahava ao ilay tianao .1kd mahazo .Contact: 6675 5065 whatsapp
14/06/2026

Bazary Gasy Machiro 🦐🦞🐬🐋🐟🐠🐦
Zahava ao ilay tianao .
1kd mahazo .
Contact: 6675 5065 whatsapp

🇲🇬Teeshirt 26Jona 🇲🇬    🇲🇬Azadino ny zoma 26 Jona ny fankalazan-tsika ny faha 66 taoana nazahoantsika ny fahaleovantena ...
10/06/2026

🇲🇬Teeshirt 26Jona 🇲🇬
🇲🇬Azadino ny zoma 26 Jona ny fankalazan-tsika ny faha 66 taoana nazahoantsika ny fahaleovantena . Ka ity misy teeshirt izay mitady ho entina aminy fety io .
Cotton 100%
Size : Normal tsara koa

Ity ary eee atsika miezaka mamoaka vaovao fo isantaona ary amlay good quality.
Ity no Teeshirt 26JONA amty taona ity .
Izay tianao am model io afaka ataontsika .
Size: s,m, l,xl, xxl, ###l

💵💵PRIX: 6.5kd free delivery
☎️WhatsApp: +965 6675 5065

08/06/2026

🌸🌸Molly Belle Amour Beauty Salon 💇🌸🌼

Niampy iray koa ny Salon Malagasy eto kuwait 🇰🇼.
Izay ahitavanao fahamanjana rehetra :
🌼 Broshing
🌼 Manicure sy Pedicure
🌼 Stem bath 🛁
🌼 Mitaly na mandrandrana am postice
🌼 coloration
🌼 Traitment ny volonao mihintsana io
🌼 Manao lissage volo
🌸 Izay maro tsy voatanisa ee.
Ity dia salon-tsika Gasy tompiny eto kuwait izay hisokatra aminy Sabotsy 13 Jona hoavy izao aty JABRYA ankaiky Hawally sy Salmya no misy azy .
Ka manasa atsika gasy jiaby mba ho tonga aminy andro io mba ho mariky firaisankina sy fanohanana ity Salon-tsika ity .
Ny Fotoana dia manomboka aminy 12 ora antoandro efa afaka tonga atsika manao manjamanja .
🌸 Izay tonga am fotoana io dia ataonay free ny manao volo nao aminy andro izo ( bojo ooh tsy manefa vola ) arrosage zavavy ee.
🌸 Misy fiarahana misakafo sy fanapahana m**o mamy aminy fotoana Io ka tongava maro ee.
🌼 Ny fahatongavanareo no manome Hery ary mampisy Riziky anay . 🌸
Ka ndao anome Tsondrano sy voninahitra ity Salon-tsika ity mba hiroborobo be ary androso ny Asa izay atao .
☎️ contact: 60697735 Na koa miantso num Mimi’s Fashion 65548326 izay efa misy amintsika any aminy fotoana Io mba anomezana location izay ho tonga .

BAZARY GASY MACHIRO 🦀🦐🥦🦑🦈Elaela zay eee Tonga ny bazary Gasy lahay Safidio ao izay tianao .1KD mahazo Contact: +965 6675...
31/05/2026

BAZARY GASY MACHIRO 🦀🦐🥦🦑🦈
Elaela zay eee
Tonga ny bazary Gasy lahay
Safidio ao izay tianao .
1KD mahazo
Contact: +965 6675 5065 WhatsApp

25/05/2026

Atsika ato mitady lamban-jaza 1ans - 10ans ?
Lay lamba vrai marque: HM,max, red tag sns... ???? Koa mila ataontsika live

24/05/2026
Palazo free size Prix de gros 12pieces ( paquet)Mety tsara aminolo mbola hivarotra , alefa antanana agny na koa eto .Con...
24/05/2026

Palazo free size
Prix de gros
12pieces ( paquet)
Mety tsara aminolo mbola hivarotra , alefa antanana agny na koa eto .
Contact: 655483 26 whatsapp

3pcs  6kd free deliveryContact: 655483 26
22/05/2026

3pcs
6kd free delivery
Contact: 655483 26

Address

Salmiya

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimi’s Fashion Malagasy KWT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mimi’s Fashion Malagasy KWT:

Share

Category