22/07/2025
Hoan’ireo izay maniry ny hiompy akoho manatody lava ( poussin pondeuse - Isa Brown ) , afaka manjifa izany ato aminayFarmshop Alasora ByPass ianareo
Daty andraisana azy = Zoma 08 Aogositra 2025
Service après vente = fanaraha-maso ny akohokely ataon’ireo teknisianina , vaccin, débecquage
Fandrio dieny zao ary fa sao tara
Fanazavana Fanampiny = 034 54 462 06 / 038 07 903 99
Kinga , Akoho kely azo antoka