SOA MIRAY DIA Ambalavao Tsienimparihy

SOA MIRAY DIA Ambalavao Tsienimparihy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOA MIRAY DIA Ambalavao Tsienimparihy, Security guard service, AMBALAVAO Tsienimparihy, Ambalavao Sud.

SOA MIRAY DIA  ny Ambalavao
19/11/2024

SOA MIRAY DIA ny Ambalavao

Tratran'ny SOA MIRAY DIA ny Ambalavao anio 11/02/23 ity lehilahy mpanao fanafody vevavy ity,   refa mitory fitiavana  iz...
11/02/2023

Tratran'ny SOA MIRAY DIA ny Ambalavao anio 11/02/23 ity lehilahy mpanao fanafody vevavy ity, refa mitory fitiavana izy ka tsy manaiky ny vevavy iray, dia ampiasainy ny fanafodiny ratsiny, ka @ alalany sary no anaovan'izany, mampalahelo zay tratrany fa tsy tompon'ny tenany intsony ary mila ho faty ny vevavy, ka refa natao ny fanadihadiana azy, dia efa ela hono nanaovany io asa ratsy io, ka izao tratra izao.

Tratehaka ny SOA MIRAY DIA ny Ambalavao anio 07/02/2023 ity Lehilahy ity teo ampanaovana ny asa ratsiny, tao FKT be maha...
10/02/2023

Tratehaka ny SOA MIRAY DIA ny Ambalavao anio 07/02/2023 ity Lehilahy ity teo ampanaovana ny asa ratsiny, tao FKT be mahalanja DSTRCT Ambalavao, ka refa natao ny fanadihadiana, dia niaky izy fa efa ela tokoa no nanaovan'izao asa ratsy izao ka zao vao tratra👍👍✌

Notanterana ny 03/02/2023 ny Fety fiarabana fahatrana ny taona vaovao 2023 ny SOA MIRAY DIA ny District Ambalavao,  izay...
04/02/2023

Notanterana ny 03/02/2023 ny Fety fiarabana fahatrana ny taona vaovao 2023 ny SOA MIRAY DIA ny District Ambalavao, izay niarahana t@ manam-boninahitra isatsokajiny misy ato @ District ny Ambalavao, nahafinaritra ny fiarahana, isaorana manokana Andriamatoa DÉPUTÉ ny ambalavao nanome fanampiana,

Natolotra teto  ny SOA MIRAY DIA anio faha 01/02/23 ny ATTESTATION DE RECONENNAISSENCE..OBS-Mada makasitra ny tompon'and...
01/02/2023

Natolotra teto ny SOA MIRAY DIA anio faha 01/02/23 ny ATTESTATION DE RECONENNAISSENCE..OBS-Mada makasitra ny tompon'andraikitra rehetra OBS-Mada ny tenanay ary manome toky @ tomban'ezaka voalohany izahay eto @ Birao mpanatanteraka ny SOA MIRAY DIA ny Distric Ambalavao Tsienimparihy

Tratra tao Atsenan'Omby ny Ambalavao ilay mpangalatra akoho tena ikoizana anio faha 17/01/2023** efa ela no nanaovan'iza...
17/01/2023

Tratra tao Atsenan'Omby ny Ambalavao ilay mpangalatra akoho tena ikoizana anio faha 17/01/2023** efa ela no nanaovan'izao halatra akoho izao fa izao izy vao tratra*** ary refa natao ny fanadihadiana taminy dia niaky izy fa efa ela tokoa hoy izy no nanaovako izao asa ratsy izao*** miezaka hatrany ny SOA MIRAY DIA eto @ District ny Ambalavao ny miaro ny vahoaka sy ny fananany, ***

Anio faha 28/12/2022 dia Tratehakin'ny SOA MIRAY DIA ny Districte ny Ambalavao  ilay olona namaky trano sy niroba fivaro...
28/12/2022

Anio faha 28/12/2022 dia Tratehakin'ny SOA MIRAY DIA ny Districte ny Ambalavao ilay olona namaky trano sy niroba fivarotana nanorohoro olona maro efa ela tao CR Sendrisoa District ny Ambalavao, ka nahatrarana etana vitsivetsy tao aminy ka misy koa ireo etana mbola tsy hita , nivimbina fitaovam-piadiana toy ny mesa sy tehina izy ka tsy d sarotra nisambora azy, efa natolotran'ny mpanao Ankety izy

22/12/2022

***Tanteraka t@ androany tato malalaka ny Distrct anio faha 22/12/2022 t@ 09:00mn ny fivoriana izay niarahana t@ LEHIBEN'NY DISTRICT sy ny LEBEN'NY GEDARMERIE**ary ny LEBEN'NY POLICE** sy ny LEBEN'NY Sampan-draharaha rehetra eto Ambalavao, mba hanamafisana ny fiarovana ny vahoaka fety krisimasy ity sy ny fety faran'ny Tona ity** dia samy miaky fa samy tomponan-draikitra ny rehetra***

***Tratehaka ny** SOA MIRAY DIA anio 11/12/2022  tao tanana ny Kivozy CR Besoa Districts Ambalavao ilay olona namono olo...
12/12/2022

***Tratehaka ny** SOA MIRAY DIA anio 11/12/2022 tao tanana ny Kivozy CR Besoa Districts Ambalavao ilay olona namono olona tao Nosilava CR Volamena*** ka efa eo ampelantanan'ny POLICE Eto ambalavao ilay namono , ** Ny SOA MIRAY DIA dia manao ny ainy tsy ho zavatra mba hametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra ato @ District ny Ambalavao

08/12/2022

***Natao androany 08/12/2022 ny*** fivoriana mahakasika ny fandinihana makasika NY fanavaozana Bureau NY **SOA MIRAY DIA 19 kaomine ato amin'ny DISTRICT Ambalavao

Miakatra ny vidin'ny Omby eto Ambalavao,  satria d miakatra ho 9.50000Ar ny vidiny sakan'Omby lahy
30/11/2022

Miakatra ny vidin'ny Omby eto Ambalavao, satria d miakatra ho 9.50000Ar ny vidiny sakan'Omby lahy

27/11/2022

Mbola tohiny kabary t@ 25/11/22.

Address

AMBALAVAO Tsienimparihy
Ambalavao Sud

Telephone

+261346960629

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA MIRAY DIA Ambalavao Tsienimparihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share