11/09/2026
🤍Sahia manonofy 🤍
Nanao Challenge kely ah pendant 2mois mahery teo 🥺❤️
Nanangona 3.000 Ariary/Jours teo eo ah fa te hividy anito mannequin ito ❤️ refa misy fahafahana dia manao 10.000 Ariary 🥺
Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa azoko ihany ❤️
❤️Manangona fona ry reto na dia hoe kely² ara a 😘,
Mila manonofy dia manatanterHamina Mode mdg mdg mdg 🥰