DMH Magasin

DMH Magasin DMH dia orinasa manana tsenam-barotra maro ary manafatra entana mivantana avy any ivelany. DMH est une entreprise commerciale avec plusieurs points de vente.

Créé en 2005, DMH possède actuellement plusieurs magasins dans 5 différentes villes (Ambatondrazaka, Ambaibo, Ambohitrarivo, Tanambe et Toamasina) dont le siège social est basé à Ambatondrazaka. Spécialisés dans les ventes de Pièces détachées Automobiles, motoculteurs, motos, appareils électronique, Quincaillerie, Marchandises Générales, Meubles; nous voulions et voulons toujours progresser pour

répondre à vos besoins. Ayant pour but premier de se rapprocher de nos clients actuels et futurs, nous avons créé cette page pour nous y aider. Un projet pour une plateforme de vente en ligne est en cours d’exécution.

18/02/2026

Moteur CHANGFA CF33M livraison ANTSAPANANA

Misaotra hatrany amin’ny fahatokisana 🙏

🙏 Misaotra an’i Mr Séverin avy any Antsohihy noho ny fitokisana sy ny fividianana ZT155 sy remorque teto aminay.🚜✨ Na di...
07/02/2026

🙏 Misaotra an’i Mr Séverin avy any Antsohihy noho ny fitokisana sy ny fividianana ZT155 sy remorque teto aminay.
🚜✨ Na dia any lavitra aza ianareo, tsy olana ! Afaka mandefa manerana an’i Madagasikara izahay.
📦 Ho fanamorana sy fampihenana ny frais de transport, ny ZT155 / RT155 dia azo alefa démonté anaty carton, azo antoka sy vita essai tsara.

Aza misalasala mandefa MP na miantso amin’ny laharana 0347248603

07/02/2026

Toy izay ny hatsaran’ilay modèle ZT-155 🚜
Tanjakin’ny moteur 15CV hatrany
Globe LED
☎️ 0347248603
📍AMBATONDRAZAKA

04/02/2026

Motoculteur RT-155 / ZT-155 miaraka amin’ny accessoires:
- charrue simple
- charrue à disque
- herse
- roue à cage

AMIN’NY VIDINY MIRARY HATRANY
☎️ 0347248603

Disponible amin’ny Magasin DMH rehetra

25/01/2026

🚜🔧 ARRIVAGE VAOVAO BE– MOTOCULTEUR CHANGCHAI 🔧🚜
Tonga eto amin’ny DMH Magasin/Magasin SOA Group– Ambatondrazaka ny motoculteur marque CHANGCHAI,
moteur ancien na nouveau modèle, matanjaka ary mety tsara amin’ny asa fambolena 🌾

🔹 Modely misy :
- 20CV – pneu 750/16
- 18CV pont lehibe –pneu 650/16
- 18CV pont kely – pneu 600/12

🔧 Accessoires misy :
- Rotovator 18 na 24 lames
- Charrue
- Roue métallique

📍 Toerana : AMBATONDRAZAKA

🚚 Afaka mandefa any amin’ny faritra rehetra

📞 Contact : 034 72 486 03

👉 Amin’ny vidiny mirary hatrany

31/12/2025

“Tratry ny taona vaovao 🎉🎊
Misaotra indrindra anareo mpanjifa hajaina tamin’ny fitokisana sy ny fanohanana nandritra ny taona lasa. Ireo no manome hery anay hanohy hatrany 💪
Manome toky izahay fa hanolotra hatrany ny tsara indrindra ho anareo, miaraka amin’ny kalitao, serivisy tsara ary fo feno.
Mirary taona vaovao feno fahasalamana, fahombiazana ary hafaliana ho anareo rehetra

Ampahafantarina isika mpanjifa fa hikatona ny Magasin DMH rehetra sy ny magasin SOA GROUP ny 31 Desambra izao amin’ny 12...
29/12/2025

Ampahafantarina isika mpanjifa fa hikatona ny Magasin DMH rehetra sy ny magasin SOA GROUP ny 31 Desambra izao amin’ny 12 ora atoandro ka hatramin’ny 04 janoary.
🗓Hisokatra indray ny Alatsinainy 05 janoary amin’ny ora mahazatra.

Misaotra anareo amin’ny fahatokisana ary mirary fety sambatra sy taom-baovao feno fahombiazana.

Mbola misy hatrany ny lava-taho RT155 sy ZT155 (15CV) miaraka amin’ny accessoires (charrue à disque, charrue simple, her...
26/12/2025

Mbola misy hatrany ny lava-taho RT155 sy ZT155 (15CV) miaraka amin’ny accessoires (charrue à disque, charrue simple, herse, roue à cage)

Disponible AMBATONDRAZAKA
📞 0347248603

MANDEFA AMIN’NY FARITRA HAFA

!!! ARRIVAGE !!!Efa tonga ihany koa ny motoculteur CHANGFA- CHANGFAWANG 20CV + rotovator 24 lames- CHANGFA 18CV, pont le...
26/12/2025

!!! ARRIVAGE !!!
Efa tonga ihany koa ny motoculteur CHANGFA
- CHANGFAWANG 20CV + rotovator 24 lames
- CHANGFA 18CV, pont lehibe, pneu 650/16 + rotovator 18 lames
- CHANGFA 18CV, pont kely, pneu 600/12 + rotovator 18 lames

Toerana: AMBATONDRAZAKA - Ambaiboho - Ambohitrarivo - Tanambe
📞 0347248603

MANDEFA AMIN’NY FARITRA HAFA IZAHAY

!!! ARRIVAGE !!!- Moteur CHANGFA Gold Crown séries CF36M (36CV), CF33M (33CV)- Moteur CHANGFA avec pompe à eau ZS1115GP ...
25/12/2025

!!! ARRIVAGE !!!

- Moteur CHANGFA Gold Crown séries CF36M (36CV), CF33M (33CV)
- Moteur CHANGFA avec pompe à eau ZS1115GP (22CV), ZS1125GP (28CV)
-Moteur LAIDONG KM186 (35CV), KM173 (33CV)

25/12/2025

🎄✨ Tratry ny Krismasy sambatra e ! ✨🎄
Mirary Krismasy feno hafaliana, fahasalamana ary fanambinana ho anareo rehetra izahay. Misaotra indrindra tamin’ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa nandritra ny taona. Enga anie hitondra fiadanana sy fahombiazana ho anareo sy ny fianakavianareo ity fety ity 🎁🎅

24/12/2025

Address

Lot 19389 Avaradrova-Sud
Ambatondrazaka
503

Opening Hours

Monday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Tuesday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Wednesday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Thursday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Friday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Saturday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:30

Telephone

+261340332520

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DMH Magasin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DMH Magasin:

Share