18/06/2025
👍
🔍 Raha mpivarotra madinika na mpamongady ianao eto Antananarivo dia mety efa nisedra olana amin’ny fitantanana stock : be dia be ny hadisoana, tara amin’ny fanaraha-maso, very entana, be taratasy mivalampatra…
Aza manahy intsony fa misy vahaolana mora sy mahomby : CreaLogiciel.
Izay mihitsy no ilainao raha tianao ho :
✅ Tsotra sy haingana ny fitantanana ny entanao
✅ Misy fampitandremana raha ambany na tapitra ny stock
✅ Mahazo tatitra sy fanaraha-maso amin’ny fotoana rehetra
✅ Tsy misy hadisoana intsony amin’ny fitanana an-taratasy
✅ Mahazo interface mazava sy mora ampiasaina, tsy mampikorontana
Avantages :
💻 Tsy mila internet, desktop
💸 Vidy tokana : 100 000 Ar monja ! Tsy misy abonnement.
Tena mety amin’ny mpivarotra sy mpamongady eto an-toerana. Tsy andrasana ho simba ny entana vao mitady vahaolana.
📞 Raha liana dia antsoy na manorata aminay amin’ny :
➡️ 034 46 933 62
➡️ Facebook : CreaLogiciel
Ampiasao izao, atsaharo ny fahasahiranana amin’ny fitantanana stock !