16/04/2026
🚨🚨 ASA MAIKA BE!!! MITADY FRIGORISTE + STAGIAIRE ❄️🔥
❗️Tsy mila miandry traikefa be raha mazoto ianao!
❗️Tsy mila CV parfait, fa mila olona tena te hiasa!
👉 Orinasa mivoatra haingana eto Antananarivo mitady avy hatrany:
🔧 FRIGORISTE (Bac +2)
🎓 STAGIAIRE (mianatra na vao manomboka)
⚠️ TSY HO AN’NY REHETRA ITO:
❌ Raha kamo
❌ Raha tsy sérieux
❌ Raha tsy vonona hianatra
✅ Fa RAHA ianao mazoto sy te handroso → tongava!
🛠 ASA:
Climatisation (installation + réparation)
Froid (diagnostic & maintenance)
📩 ATAOVY IZAO DIENY IZAO:
Alefaso message privé na WhatsApp:
👉 CV + Numéro
⏳ Voafetra ny toerana — izay tonga voalohany no raisina!
🔥 COMMENTAIRE “INTERESSE” raha liana ianao dia ho valiana haingana!