Fokontany Ankazo Andriampianianana

Fokontany Ankazo Andriampianianana Faly miarahaba anao ny Fokontany Ankazo Andriampianianana

Tsy misy idiran'ny loko politika fa  fitiavana mafonja !!Traboina nandritra ny firotsahan'ny orana ny Alahady lasa teo !...
10/01/2024

Tsy misy idiran'ny loko politika fa fitiavana mafonja !!
Traboina nandritra ny firotsahan'ny orana ny Alahady lasa teo !!
Ramatoa mananĂ´tena iray no nianjera ny tranony ka rehefa nampitaina tamin'i Solombavambahoaka Johnny Rakotoarisoa ny fahavoazany dia nitondra ny tsirambin'ny tanana izy raha vao nahare izany fitarainana izany!!
Marihana moa fa io Ramatoa traboina io mihintsy no niteny sy nikaroka fa i Depute Johnny mitsy no ilainy sy fantany fa hanohana azy amin'izao fahavoaaany izao satria isaky ny misy tranga ara boajanahary na tranga hafa dia izy foana matetika no tonga mitsidika sy mijery ny olana ifotony toy izao !!!
Mankasitraka ary tena mankatelina indrindra hoy ilay traboina raha nisaraka izy ireo !!!

Ny fokontany Ankazo Andriampianianana dia maneho fisaorana mitafotafo ho an' Andriamatoa Depute Johnny Rakotoarisoa noho izao fitiavana lehibe izao !!!

21/01/2023
Misaotra ny groupe Tamb'art rehetra  nanafana ny lanonana fanokafana ny taona teto amin'ny fokontany Ankazo Andriampiani...
06/01/2023

Misaotra ny groupe Tamb'art rehetra nanafana ny lanonana fanokafana ny taona teto amin'ny fokontany Ankazo Andriampianiana!!!

Address

Andakana Anosiala
Ambohidratrimo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261347872163

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fokontany Ankazo Andriampianianana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fokontany Ankazo Andriampianianana:

Share