AgroHelp Consulting

AgroHelp Consulting 🌾𝐌𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚🇲🇬🌱
🌾Soutenir le développement du monde Rurale🇲🇬🌱

https://web.facebook.com/share/p/1CaxqquDRt/Tsy hoe miasa dia miasa fotsiny ny ekipan'ny AgroHelp Consulting, na hoe tsy...
02/04/2026

https://web.facebook.com/share/p/1CaxqquDRt/
Tsy hoe miasa dia miasa fotsiny ny ekipan'ny AgroHelp Consulting, na hoe tsy mijery afa-tsy ireo tantsaha sy ny famokarany fotsiny. Fa ao ihany koa ny fampitomboina traik'efa ny tsirairay.
Ankizy 3 izay manana ny toerana sy ny andraikiny avy no nisitraka fampiofanana avo lenta momba ny hay varotra niaraka tamin'ny CCIA sy ny Projet TADY nandritra ny 10 andro be izao.
Faly izahay rehefa mandroso miaraka amin'ny orinasa ny mpiara-miasa.

Ymagoo orinasa iray misehitra amin'ny serasera sary sy ny sary mihetsika. Nanohana hatrany ny AgroHelp Consulting amin'n...
15/03/2026

Ymagoo orinasa iray misehitra amin'ny serasera sary sy ny sary mihetsika. Nanohana hatrany ny AgroHelp Consulting amin'ny fampiroboroboana ny asa sahaninay ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra, santionanay amin'ireo sary entiny izao

Fifaliana ho an'ny ekipan'ny AGROHELP CONSULTING ny nandray anjara t@ fanohanana ny fambolen-kazo notanterahin'ny Young ...
26/01/2026

Fifaliana ho an'ny ekipan'ny AGROHELP CONSULTING ny nandray anjara t@ fanohanana ny fambolen-kazo notanterahin'ny Young Actives for Development ny sabotsy 24 janvier 2026 teo Ho an'ny taranaka

Anisan'ny nitondra vokatra tsara ho an'ny AGROHELP CONSULTING sy ireo tantsaha mpiara-miombon'antoka aminy ny programa K...
21/01/2026

Anisan'ny nitondra vokatra tsara ho an'ny AGROHELP CONSULTING sy ireo tantsaha mpiara-miombon'antoka aminy ny programa KCOA KHEA. Ary mbola hanohy ihany izahay hampandrosoana ny tontolo ambanivohitra

Le projet KCOA-KHEA promeut l'agriculture biologique et l'agroécologie en Afrique, soutenant le développement durable par le partage des connaissances, l'inn...

https://www.facebook.com/share/16i5C1CbvK/
19/01/2026

https://www.facebook.com/share/16i5C1CbvK/

🇲🇬📢 Fikambanana ve ianao, sa olon-tsotra te handray andraikitra ho an’ny tontolo iainana? Natao ho anao ity!
🌳 Andao indray àry hanatevin-daharana ny ekipan'i Move Up Madagascar miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka aminy hanatanteraka ny fambolen-kazo fanao isan-taona.
🌳 Ny mampiavaka ny fambolen-kazo ataonay ?
❗ Manatanteraka fanaraha-maso ny zana-kazo novolena izahay, indrindra indrindra miara-miasa akaiky amin'ny vondron'olona ifotony.

🌳 Manasa antsika rehetra hiara-hisalahy aminay mandritra ny fambolen-kazo hatao ny:
🗓️ Sabotsy, 24 Janoary 2026 ho avy izao, any Antsahadinta.

🏷️ Tongava amin'ny hafatra miafina misoratra anarana, alohan'ny 21 Janoary amin'ny 23:59.

🌳 Ho an'ny tanin-janaka.

Civilian Madagasikara
SAVE "Sustainable Action for a Vital Environment"




🇫🇷 📢 Association ou citoyen engagé pour l’environnement ? Cette action est pour vous !

🌳 Rejoignez une nouvelle fois l’équipe de Move Up Madagascar, aux côtés de ses partenaires, pour la réalisation de la campagne annuelle de reboisement.
🌳🌱 Particularité de notre reboisement : un suivi des jeunes plants assuré en collaboration avec les communautés locales.

🗓️ Samedi 24 janvier 2026
📍 Antsahadinta
📩 Inscription par message privé avant le 21 janvier à 23h59.

🌳 Ho an'ny tanin-janaka.





https://web.facebook.com/share/p/1ALA3vfFCu/Indraindray isika vao mahita bibikely dia mamono. Tsy mieritreritra akory ny...
24/12/2025

https://web.facebook.com/share/p/1ALA3vfFCu/
Indraindray isika vao mahita bibikely dia mamono. Tsy mieritreritra akory ny zava-tsoa ho entiny. Arovy ny zava-manan'aina

🌿🪲 Les oniscidés au jardin 🪲🌿

Les oniscidés, aussi appelés cloportes, sont des crustacés discrets que l’on trouve sous les briques et les objets humides. Leur présence est précieuse pour l’équilibre naturel.

Ingrédients • Oniscidés 🪲
• Sol humide 🌱
• Métaux lourds (mercure, cadmium, plomb) ⚠️

Étapes 1️⃣ Ils vivent dans les zones fraîches et humides
2️⃣ Ils absorbent et immobilisent les métaux lourds du sol
3️⃣ Ils contribuent à purifier la terre et les eaux souterraines
4️⃣ Ils participent au recyclage de la matière organique

Respectez-les et évitez les pesticides. La nature sait ce qu’elle fait. ♻️🌍

́

03/12/2025
Ho fanitarana ny asa fampandrosoana izay ataon'ny orinasa, dia hanampy ekipa izahay koa ho anao izay hianatr'asa na mano...
30/11/2025

Ho fanitarana ny asa fampandrosoana izay ataon'ny orinasa, dia hanampy ekipa izahay koa ho anao izay hianatr'asa na manomana "mémoire" koa aza dia afaka raisina amin'izany. Aza misalasala na Mbola tsy niasa aza ianao teo aloha.
- comptable, technico-commerciale, agronome.
Ireto no fepetra:
- Tia tontolo ambanivohitra sy tia fiompiana sy fambolena
- Afaka mandehandeha manerana an'i Madagasikara.
- Afaka mandeha tongotra lavitra sy miaina miaraka amin'ny tantsaha.
- Mahay teny malagasy tsara, ary mahafehy tena vahiny.
Tapitra ny 01 desambra 2025

Address

P 33 Cité Fitiavana Anosiala
Ambohidratrimo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AgroHelp Consulting posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AgroHelp Consulting:

Share