Mihaja coiff

Mihaja coiff Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mihaja coiff, Business Center, Antalata Nord, Ambohimahasoa.

08/05/2026
21/08/2025

Pose tissage 🌺

Vaovao be ato am Mihaja Coiff a 🥰
Sur rendez-vous ndray izy ty ry malala...

Cliente Satisfaite 💓

📢📢 IRETO ARY IREO OLONA NAHAZO TAMIN'NY LALAO IZAY NATAONTSIKA 🥰😍Averiko eto fona ny prestation gratuit natao fanomezana...
28/04/2025

📢📢 IRETO ARY IREO OLONA NAHAZO TAMIN'NY LALAO IZAY NATAONTSIKA 🥰😍
Averiko eto fona ny prestation gratuit natao fanomezana tamin'ity lalao ity 😍

1er : Coloration + Brushing avec finition Steampod 🥰😘
2em: Brushing avec Finition Steampod 🥰

Marihiko eto fa manankery et na 29 - 30 Avril, amin'ireo date ireo zahay no mandray Zay olona hisitraka ny fanomezana 🥰😍

Hoantsika izay tsy nahazo de aza miala fa mbola maromaro ny lalao iarahantsika eto 🥰😍
Ato ihany koa no ahitanareo ny asa vitæ avy ato am sy izay prestation vaovao mbola hoavy. 🥰😍

Mirary soa antsika rehetra, 🥰😍

28/04/2025

Coucou 😘🥰❤️
Tapitra androany ny lalaontsika a😘, avOkanay eto rariva ireo 2 nahazo azy 🥰❤️

Vitasoa ny fety aby oooo 🥰❤️Voalohan-teny aloha de mankasitraka anareo rehetra nametraka fitokisana tam   🥰 Mahafinaritr...
22/04/2025

Vitasoa ny fety aby oooo 🥰❤️
Voalohan-teny aloha de mankasitraka anareo rehetra nametraka fitokisana tam 🥰
Mahafinaritra fona ny fiarahantsika, ny fifandraisana ❤️ Araka ny efa nampanantenaina dia hisy lalao iarahantsika eto, ny lalao dia tsotra.

🥰 Mentionneo amin'ity publication ity ny namanao hi- abonnés ny Page


✓✓Izay Commentaires 2 bé réaction indrindra dia omenay .........🙈🙈
1ere: Coloration + Brushing avec finition Steampod 🙈🥰❤️ (misy lokom-bolo afaka isafidiananao tsara ato aminay 🥰)
2em: Brushing avec finition Steampod 🥰❤️

28 Avril hoavy Zao no avoakantsika eto ny nahazo ny loka, hisitraka ny Prestation Gratuit 🙈🥰

LES FILLES 🥰LES FILLES Elaela kie tsy hita tato am page a, 🙈Asintsika Jeu kely ve ho fankalazana ny P***a??? Alohan'izay...
13/04/2025

LES FILLES 🥰LES FILLES

Elaela kie tsy hita tato am page a, 🙈
Asintsika Jeu kely ve ho fankalazana ny P***a???

Alohan'izay aloha de atoronay anareo ny santionany am

Mampatsiahy antsika fona fa mandritra ny herinandro alohan'ny fety dia izahay. Dikany, raisinay daholo izay tonga, fa izay tonga alohan'ny am 21h (9h alina) kosa anefa raha mbola misokatra ny coiffure mazava hoazy, afaran'izay tsy mandray olona intsony.

hi abonnés ny page tsika raha te hisitraka ny lalao ianao....
Izay rehetra mi-invité namana ihany no afaka milalao 🥰😘

Vendredi en beautsé😘🥰
13/12/2024

Vendredi en beautsé😘🥰

Manimanitra fety an 💗Miandry anareo zahay ato am Mihaja Coiffure 😘 mba asio retour kely aloha avy aminareo Client(e) 🥰 A...
11/12/2024

Manimanitra fety an 💗
Miandry anareo zahay ato am Mihaja Coiffure 😘 mba asio retour kely aloha avy aminareo Client(e) 🥰 Afa-po ve nandritra ny fotoana niarahantsika nikarakara ny hamanjanareo????

Hoavy ny fety zao a, vonona tsara ny equipe ato😉

TENA MAMIKELY 🥰😍💜
01/11/2024

TENA MAMIKELY 🥰😍💜

MISAOTRA MAMETRAKA FAHATOKISANA FONA 🥰💜 💚COUPE 🥰😍
01/11/2024

MISAOTRA MAMETRAKA FAHATOKISANA FONA 🥰💜

💚COUPE 🥰😍

Address

Antalata Nord
Ambohimahasoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihaja coiff posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share